
Fanaraha-maso ny kalitaon’ny vokatra sakafo amidy eny an-tsena
Ho fanaraha-maso ny akora fanodina sy ny vokatra azo avy amin'ny sakafo izay amidy eny an-tsena, ho fisorohana ny fanapoizinana ara-tsakafo, dia nisy ny fivoriana izay niarahanan'ny Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka tamin'ny alalan'ny ACSQDA sy ny Ministeran'ny...

Jhpiego au service des mères et des enfants de Toamasina
La Maternité du CHU Analankininina fait peau neuve. Endommagée lors du passage du cyclone AVA l'année dernière, la Maternité du Centre Hospitalier Universitaire Analankininina de Toamasina est actuellement renovée. Le projet de rénovation porte essentiellement sur la...

« PLUMPY NUT » 5000 baoritra, avy amin’ny ambasady Japana sy Unicef
Ady amin'ny tsifanjariantsakafo any atsimo. "Plumpy Nut" na sakafo voavoatra manokana miisa 5 000 baoritra avy amin'ny Ambasadin'i Japana sy ny UNICEF no natolotra tamin'ny fomba ofisialy ho an'ny Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka, omaly 14 Jona 2019, teny amin'ny...

Serasera anatiny – fampiofanana
Ho fanatsarana ny serasera anatiny dia nisy ny fizarana fahalalana sy fanamafisana traikefa mikasika ny " Correspondance Administrative" ho an' ireo mpitantana (Tale, Lehiben'ny sampandraharaha...) isan-tsokajiny eto anivon'ny Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka, omaly...

Fanolorana « certificat de reconnaissance » – Dr Ali Pivot
Noho ny zava-bitany ho an'ny fahasalamam-bahoaka teto Madagasikara dia notoloran'ny Fanjakana malagasy tamin'ny alalan'ny Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka, mari-pankasitrahana na "CERTIFICAT DE RECONNAISANCE" i Dr Mohammed Ali OUENZAR, Tale Nasionalin'ny ONG PIVOT...

Fanomezan-dra: Fitiavana ny mpiray tanindrazana
Fiadidiana ny Repoblika nanome rà maimaimpoana ireo mpiasa ao aminy Ny fitiavana tokoa no lehibe indrindra satria tsy nisalasala nanome rà an-tsitrapo ireo mpiasa eo anivon’ny Fiadidiana ny Repoblika ho tombontsoa iombonana, fahasalamana ho an’ny manome azy ary aina...

Fankalazana ny Andro manerantany ho an’ny tontolo iainana
Fankalazana ny Andro manerantany ho an’ny tontolo iainana « Fahalotoan’ny rivotra : loza ho an’ny fahasalamana sy ny tontolo iainana, miady amin’izany aho », izany no lohahevitra nentina nankalazana ny Andro manerantany ho an’ny tontolo iainana. Nandray anjara...

Remise de distinction honorifique pour le Dr Daniele NYIRANDUTIYE
Depuis 33 ans, l’USAID Madagascar figure parmi les principaux Partenaires Techniques et Financiers du Ministère de la Santé Publique afin d’atteindre les objectifs sanitaires escomptés pour le cheminement vers la Couverture Sanitaire Universelle. Dr Danièle...

Prof. RANDRIAMANANTANY Zely Arivelo
Ministre de la Santé Publique
« La santé pour tous et à tout âge », tel est le « velirano » de Son Excellence Monsieur le Président de la République Andry Nirina Rajoelina. Le Ministère de la Santé Publique s’inscrit pleinement dans la démarche de l’opérationnalisation de cette priorité dans le cadre de la couverture santé universelle (CSU). Notre Département Ministériel s’attèle à garantir un système sanitaire de qualité pour tout un chacun.
Néanmoins, j’affirme en toute franchise qu’en dépit des efforts déployés, une distance pesante entre le service public et les usagers est susceptible de nuire significativement à la santé publique. Aussi, dans le souci d’une meilleure accessibilité des internautes, combien très nombreux, le Ministère de la Santé Publique innove-t-il sa communication. « Nouvelle gérance, le site web fait peau neuve ! »
À la fois ergonomique et dynamique, nous espérons que cet outil de communication répondra instantanément aux attentes des usagers et étanchera la soif des internautes en matière de santé.
Je vous invite donc à utiliser notre site Web comme guide de référence en matière d’informations sanitaires au niveau national et international.
Formations sanitaires
Centre Hospitalier Universitaire
Centre Hospitalier de Référence Régional
Centre Hospitalier de Référence de District I
Centre Hospitalier de Référence de District II
Centre de Santé de Base (CSB)
Appeler gratuitement
910 et 913
Pour alerter les responsables en cas de doute relatif à l’épidémie coronavirus.