par | 25 Août 2022 | Actualités, Nos réalisations
𝗔𝗽𝗽𝗲𝗹 𝗮̀ 𝗰𝗮𝗻𝗱𝗶𝗱𝗮𝘁𝘂𝗿𝗲 𝗮̀ 𝗹𝗮 𝗙𝗼𝗿𝗺𝗮𝘁𝗶𝗼𝗻 𝗲𝗻 𝗘𝗽𝗶𝗱𝗲́𝗺𝗶𝗼𝗹𝗼𝗴𝗶𝗲 𝗱𝗲 𝗧𝗲𝗿𝗿𝗮𝗶𝗻 𝗙𝗿𝗼𝗻𝘁-𝗟𝗶𝗻𝗲, 𝗱𝗲𝘂𝘅𝗶𝗲̀𝗺𝗲 𝗰𝗼𝗵𝗼𝗿𝘁𝗲 𝗽𝗮𝗿 𝗹𝗮 𝗖𝗼𝗼𝗿𝗱𝗶𝗻𝗮𝘁𝗶𝗼𝗻 𝗱𝘂 𝗣𝗿𝗼𝗷𝗲𝘁 𝗥𝗦𝗜𝗘𝟯 – 𝗥𝗲́𝘀𝗲𝗮𝘂 𝗦𝗘𝗚𝗔 𝗢𝗻𝗲 𝗛𝗲𝗮𝗹𝘁𝗵 𝗖𝗼𝗺𝗺𝗶𝘀𝘀𝗶𝗼𝗻 𝗱𝗲 𝗹’𝗢𝗰𝗲́𝗮𝗻 𝗜𝗻𝗱𝗶𝗲𝗻. Source: Institut National de Santé Publique et Communautaire...
par | 24 Août 2022 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
Zaza malagasy analiny no nisitraka ny Famorana maimaipoana teny anivon’ireo CHRD misy toeram-pandidina manerana ny Nosy. Manodidina ny 50.000 ar eo tokoa mantsy no lanin’ny fianakaviana iray raha hanao forazaza eny amin’ny toeram-pitsaboana tsy...
par | 24 Août 2022 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
Tanjona ankapoben’ny Tetikasa ny hampihenana ho 30% ny tahan’ny tsifanjariantsakafo mitarazoka izay miteraka fahataran’ny fitomboana ho an’ny Zaza latsaky ny roa taona. Ny fampitomboana ny fampiasana ireo tolotra mikasika ny fanjariantsakafo sy ny...
par | 23 Août 2022 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
Tamin’ny taona 2016 no nisy fihaonambe farany natao teto Antananarivo. Nanapaka hevitra ary ny Holafitra fa hanao fivoriambe izay rafitra faratampony hanangonana ny hevitr’ireo dokotera rehetra manerana ny Nosy izay mpikambana ao aminy. Maro ireo tonga namaly ny antso...