Actualités
▸ Donation Orange Madagascar (21 décembre 2023) (CHU TAMBOHOBE)
Amin'izao ankatokin'ny asaramanitra izao dia tonga teto amin'ny CHU Tambohobe ny Orange Madagascar izay nanolotra ranom-boakazo sy kilalao hoan'ireo zaza kely izay tsy salama eto amin'ny service pédiatrie sy ny service néonatalogie.
Isaorana ny Orange Madagascar tamin'izany fanomezana nomeny izany.






