𝗙𝗔𝗡𝗗𝗥𝗜𝗡𝗗𝗥𝗔𝗡𝗔 𝗙𝗜𝗔𝗜𝗡𝗔𝗠-𝗣𝗜𝗔𝗡𝗔𝗞𝗔𝗩𝗜𝗔𝗡𝗔, 𝗔𝗡𝗧𝗢𝗞𝗬 𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗠𝗣𝗔𝗡𝗗𝗥𝗢𝗦𝗢𝗔𝗡𝗔

𝗙𝗔𝗡𝗗𝗥𝗜𝗡𝗗𝗥𝗔𝗡𝗔 𝗙𝗜𝗔𝗜𝗡𝗔𝗠-𝗣𝗜𝗔𝗡𝗔𝗞𝗔𝗩𝗜𝗔𝗡𝗔, 𝗔𝗡𝗧𝗢𝗞𝗬 𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗠𝗣𝗔𝗡𝗗𝗥𝗢𝗦𝗢𝗔𝗡𝗔

𝗙𝗔𝗡𝗗𝗥𝗜𝗡𝗗𝗥𝗔𝗡𝗔 𝗙𝗜𝗔𝗜𝗡𝗔𝗠-𝗣𝗜𝗔𝗡𝗔𝗞𝗔𝗩𝗜𝗔𝗡𝗔, 𝗔𝗡𝗧𝗢𝗞𝗬 𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗠𝗣𝗔𝗡𝗗𝗥𝗢𝗦𝗢𝗔𝗡A 🎯 Ho fanatanterahana ny Fanamby lehibe napetraky ny Filohan’ny Repoblika Andry RAJOELINA mba hampifandanja ny hari-karena sy ny isan’ny mponina eto Madagasikara, dia isan’ireo tolotra...
𝗙𝗔𝗡𝗢𝗙𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔 𝗜𝗥𝗘𝗢 𝗧𝗘𝗞𝗡𝗜𝗦𝗜𝗔𝗡𝗜𝗡𝗔 𝗠𝗜𝗦𝗔𝗛𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗙𝗜𝗞𝗢𝗝𝗔𝗞𝗢𝗝𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗙𝗜𝗧𝗔𝗢𝗩𝗔𝗡𝗔 𝗠𝗘𝗗𝗜𝗞𝗔𝗟𝗬 𝗘𝗡𝗬 𝗔𝗡𝗜𝗩𝗢𝗡’𝗡𝗬 𝗛𝗢𝗣𝗜𝗧𝗔𝗟𝗬 𝗟𝗘𝗛𝗜𝗕𝗘 (CHU)

𝗙𝗔𝗡𝗢𝗙𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔 𝗜𝗥𝗘𝗢 𝗧𝗘𝗞𝗡𝗜𝗦𝗜𝗔𝗡𝗜𝗡𝗔 𝗠𝗜𝗦𝗔𝗛𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗙𝗜𝗞𝗢𝗝𝗔𝗞𝗢𝗝𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗙𝗜𝗧𝗔𝗢𝗩𝗔𝗡𝗔 𝗠𝗘𝗗𝗜𝗞𝗔𝗟𝗬 𝗘𝗡𝗬 𝗔𝗡𝗜𝗩𝗢𝗡’𝗡𝗬 𝗛𝗢𝗣𝗜𝗧𝗔𝗟𝗬 𝗟𝗘𝗛𝗜𝗕𝗘 (CHU)

𝗙𝗔𝗡𝗢𝗙𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔 𝗜𝗥𝗘𝗢 𝗧𝗘𝗞𝗡𝗜𝗦𝗜𝗔𝗡𝗜𝗡𝗔 𝗠𝗜𝗦𝗔𝗛𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗙𝗜𝗞𝗢𝗝𝗔𝗞𝗢𝗝𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗙𝗜𝗧𝗔𝗢𝗩𝗔𝗡𝗔 𝗠𝗘𝗗𝗜𝗞𝗔𝗟𝗬 𝗘𝗡𝗬 𝗔𝗡𝗜𝗩𝗢𝗡’𝗡𝗬 𝗛𝗢𝗣𝗜𝗧𝗔𝗟𝗬 𝗟𝗘𝗛𝗜𝗕𝗘 (CHU)   Notanterahina nanomboka omaly hatramin’ny Zoma 18 febroary 2022 ho avy izao ny fanofanana andiany voalohany ireo tekinisiana misahana ny...
𝗙𝗜𝗔𝗥𝗔𝗛𝗔-𝗠𝗜𝗘𝗡𝗧𝗔𝗡𝗔 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗡𝗗𝗥𝗔𝗜𝗦𝗔𝗡𝗔 𝗔𝗡-𝗧𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗛𝗔𝗦𝗔𝗟𝗔𝗠𝗔𝗡’𝗜𝗥𝗘𝗢 𝗧𝗥𝗔𝗕𝗢𝗜𝗡𝗔

𝗙𝗜𝗔𝗥𝗔𝗛𝗔-𝗠𝗜𝗘𝗡𝗧𝗔𝗡𝗔 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗡𝗗𝗥𝗔𝗜𝗦𝗔𝗡𝗔 𝗔𝗡-𝗧𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗛𝗔𝗦𝗔𝗟𝗔𝗠𝗔𝗡’𝗜𝗥𝗘𝗢 𝗧𝗥𝗔𝗕𝗢𝗜𝗡𝗔

𝗙𝗜𝗔𝗥𝗔𝗛𝗔-𝗠𝗜𝗘𝗡𝗧𝗔𝗡𝗔 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗡𝗗𝗥𝗔𝗜𝗦𝗔𝗡𝗔 𝗔𝗡-𝗧𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗛𝗔𝗦𝗔𝗟𝗔𝗠𝗔𝗡’𝗜𝗥𝗘𝗢 𝗧𝗥𝗔𝗕𝗢𝗜𝗡A   Niainga androany maraina teto Antananarivo ary nihazo ny Faritra Vatovavy, ny Faritra Fitovinany ary ny Faritra Atsimo Atsinanana ireo « Cliniques mobiles » hanatanteraka...
𝗙𝗔𝗡𝗞𝗔𝗟𝗔𝗭𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗔𝗡𝗗𝗥𝗢 𝗜𝗥𝗔𝗜𝗦𝗔𝗠-𝗣𝗜𝗥𝗘𝗡𝗘𝗡𝗔 𝗛𝗢 𝗔𝗡’𝗡𝗬 𝗔𝗡𝗗𝗥𝗢𝗕𝗘

𝗙𝗔𝗡𝗞𝗔𝗟𝗔𝗭𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗔𝗡𝗗𝗥𝗢 𝗜𝗥𝗔𝗜𝗦𝗔𝗠-𝗣𝗜𝗥𝗘𝗡𝗘𝗡𝗔 𝗛𝗢 𝗔𝗡’𝗡𝗬 𝗔𝗡𝗗𝗥𝗢𝗕𝗘

Ankalazaina isaky ny alatsinainy faharoa ao anatin’ny volana febroary ny andro iraisam-pirenena ho an’ny Androbe. Ny lohahevitra amin’ity taona ity dia : “ Ndao hiara-hientana hiady amin’ny androbe: fepetra takiana ho fanatsaran’ny fahasalaman’ny vahoaka”. Ny...
𝗙𝗔𝗡𝗗𝗥𝗔𝗜𝗦𝗔𝗡𝗔 𝗔𝗥𝗔-𝗧𝗘𝗞𝗡𝗜𝗞𝗔 𝗡𝗬 𝗖𝗦𝗕 𝗜𝗜 𝗠𝗔𝗡𝗔𝗥𝗔𝗣𝗘𝗡𝗜𝗧𝗥𝗔 𝗜𝗞𝗜𝗔𝗡𝗝𝗔 𝗔𝗠𝗕𝗢𝗛𝗜𝗗𝗥𝗔𝗧𝗥𝗜𝗠𝗢, 𝗙𝗔𝗥𝗜𝗧𝗥𝗔 𝗔𝗡𝗔𝗟𝗔𝗠𝗔𝗡𝗚𝗔

𝗙𝗔𝗡𝗗𝗥𝗔𝗜𝗦𝗔𝗡𝗔 𝗔𝗥𝗔-𝗧𝗘𝗞𝗡𝗜𝗞𝗔 𝗡𝗬 𝗖𝗦𝗕 𝗜𝗜 𝗠𝗔𝗡𝗔𝗥𝗔𝗣𝗘𝗡𝗜𝗧𝗥𝗔 𝗜𝗞𝗜𝗔𝗡𝗝𝗔 𝗔𝗠𝗕𝗢𝗛𝗜𝗗𝗥𝗔𝗧𝗥𝗜𝗠𝗢, 𝗙𝗔𝗥𝗜𝗧𝗥𝗔 𝗔𝗡𝗔𝗟𝗔𝗠𝗔𝗡𝗚𝗔

« Fahasalamana ho an’ny daholobe tsy anavahana sokajin-taona » n’aiza na aiza no misy azy eto Madagasikara no velirano fahadimin’ny Fitondram-panjakana ankehitriny amin’ny alalan’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka. Paik’ady...
𝗠𝗜𝗡𝗜𝗦𝗜𝗧𝗥𝗬 𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗛𝗔𝗦𝗔𝗟𝗔𝗠𝗔𝗠-𝗕𝗔𝗛𝗢𝗔𝗞𝗔: 𝗡𝗜𝗗𝗜𝗡𝗔 𝗜𝗙𝗢𝗧𝗢𝗡𝗬 𝗧𝗔𝗡𝗬 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗥𝗜𝗧𝗥𝗔 𝗜𝗧𝗔𝗦𝗬

𝗠𝗜𝗡𝗜𝗦𝗜𝗧𝗥𝗬 𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗛𝗔𝗦𝗔𝗟𝗔𝗠𝗔𝗠-𝗕𝗔𝗛𝗢𝗔𝗞𝗔: 𝗡𝗜𝗗𝗜𝗡𝗔 𝗜𝗙𝗢𝗧𝗢𝗡𝗬 𝗧𝗔𝗡𝗬 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗥𝗜𝗧𝗥𝗔 𝗜𝗧𝗔𝗦𝗬

Amin’ny maha « Ministre Coach » azy dia nidina ifotony tany amin’ny Faritra Itasy androany, ny Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, Prof. RANDRIAMANANTANY Zely Arivelo nijery ny zava-misy teo anivon’ny faritra araka ny toromarika avy amin’ny...