𝗔𝗞𝗢𝗡’𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗡𝗔𝗡𝗚𝗔𝗡𝗔𝗡-𝗧𝗦𝗔𝗜𝗡𝗔 21/03/2022

𝗔𝗞𝗢𝗡’𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗡𝗔𝗡𝗚𝗔𝗡𝗔𝗡-𝗧𝗦𝗔𝗜𝗡𝗔 21/03/2022

𝗔𝗞𝗢𝗡’𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗡𝗔𝗡𝗚𝗔𝗡𝗔𝗡-𝗧𝗦𝗔𝗜𝗡𝗔 𝗔𝗺𝗯𝗼𝗵𝗶𝗱𝗮𝗵𝘆, 𝗔𝗹𝗮𝘁𝘀𝗶𝗻𝗮𝗶𝗻𝘆 𝟮𝟭 𝗺𝗮𝗿𝘁𝘀𝗮 𝟮𝟬𝟮𝟮 – Miditra amin’ny famitana sy fanatrarana ny tanjona ankehitriny ny Fitondram-panjakana, hampihatra izany avokoa ireo Andrim-panjakana sy ny Ministera rehetra mba tsy hisy na dia iray aza Distrika...
𝗙𝗜𝗧𝗢𝗞𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗖𝗦𝗕𝗜𝗜 𝗠𝗔𝗡𝗔𝗥𝗔-𝗣𝗘𝗡𝗜𝗧𝗥𝗔 𝗧𝗔𝗢 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗞𝗔𝗢𝗠𝗜𝗡𝗜𝗡𝗔 𝗔𝗠𝗕𝗔𝗡𝗜𝗩𝗢𝗛𝗜𝗧𝗥’𝗜 𝗕𝗘𝗧𝗔𝗠𝗣𝗢𝗡𝗔 – 𝗗𝗜𝗦𝗧𝗥𝗜𝗞𝗔𝗡’𝗜 𝗙𝗘𝗡𝗢𝗔𝗥𝗜𝗩𝗢 𝗔𝗧𝗦𝗜𝗡𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔

𝗙𝗜𝗧𝗢𝗞𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗖𝗦𝗕𝗜𝗜 𝗠𝗔𝗡𝗔𝗥𝗔-𝗣𝗘𝗡𝗜𝗧𝗥𝗔 𝗧𝗔𝗢 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗞𝗔𝗢𝗠𝗜𝗡𝗜𝗡𝗔 𝗔𝗠𝗕𝗔𝗡𝗜𝗩𝗢𝗛𝗜𝗧𝗥’𝗜 𝗕𝗘𝗧𝗔𝗠𝗣𝗢𝗡𝗔 – 𝗗𝗜𝗦𝗧𝗥𝗜𝗞𝗔𝗡’𝗜 𝗙𝗘𝗡𝗢𝗔𝗥𝗜𝗩𝗢 𝗔𝗧𝗦𝗜𝗡𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔

Afa-pahasahiranana amin’ny lafiny fitsaboana ny kaominina Ambanivohitr’i Betampona distrikan’i Fenoarivo Atsinanana manomboka izao. Nahazo CSB II Manara-penitra ity kaominina ambanivohitra ity, raha toa ka tsy nisy toeram-pitsaboana sy mpitsabo mihitsy teo aloha....