par | 8 Avr 2022 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
𝗦𝗗𝗦𝗣 𝗦𝗼𝗮𝘃𝗶𝗻𝗮𝗻𝗱𝗿𝗶𝗮𝗻𝗮: Tao Ampary no nanamarika izany tamin’ny hetsika fizaham-pahasalamana maimaipoana toy ny fanaraha-maso ny Tosi-drà, fanaovam-bakisiny iadiana amin’ny covid-19 narahana fizarana takela-panentanana mikasika ny fiarovana ny tontolo...
par | 8 Avr 2022 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
Fankalazana ny Andro manerantany ho an’ny Fahasalamana tao an-drenivohitry ny Faritra BOENY, izay nomarihana tamin’ny hetsika fizaham-pahasalamana faobe, fanaovam-baksiny iadiana amin’ny covid-19 ary asa fanadiovana. #JMS_2022: « Antoky ny...
par | 7 Avr 2022 | Evènements, Nos réalisations
𝗔𝗻𝗸𝗮𝗹𝗮𝘇𝗮𝗶𝗻𝗮 𝗮𝗻𝗶𝗼 𝟬𝟳 𝗔𝗽𝗿𝗶𝗹𝘆 𝟮𝟬𝟮𝟮 𝗻𝘆 𝗔𝗻𝗱𝗿𝗼 𝗺𝗮𝗻𝗲𝗿𝗮𝗻𝘁𝗮𝗻𝘆 𝗵𝗼 𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗙𝗮𝗵𝗮𝘀𝗮𝗹𝗮𝗺𝗮𝗻𝗮. 𝗛𝗲𝘁𝘀𝗶𝗸𝗮 𝗺𝗮𝗿𝗼 𝘀𝗮𝗺𝗶𝗵𝗮𝗳𝗮 𝗻𝗼 𝗸𝗮𝗿𝗮𝗸𝗮𝗿𝗮𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗠𝗶𝗻𝗶𝘀𝘁𝗲𝗿𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗙𝗮𝗵𝗮𝘀𝗮𝗹𝗮𝗺𝗮𝗺-𝗯𝗮𝗵𝗼𝗮𝗸𝗮 𝗺𝗮𝗻𝗲𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗡𝗼𝘀𝘆. ANALAMANGA: PALAIS DES SPORTS MAHAMASINA Fizaham-pahasalamana isan-karazany sy...
par | 6 Avr 2022 | Evènements, Nos réalisations
Herinandro vitsivitsy taorian’ny fitsidihan’ny Filoham-pirenena Andry RAJOELINA ny Distrikan’Anosibe an’Ala izay nitsidihany ny CHRD ary nampanantenainy « Radiographie Numérique » ho an’ity hopitaly ity dia tanteraka soa aman-tsara izany ankehitriny,...
par | 2 Avr 2022 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
Mitohy ny ezaka ataon’ny Fitondram-panjakana amin’ny alalan’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka amin’ny Fampitaovana ireo Tobimpahasalamana miankina amin’ny Fanjakana ho fanatanterahana ny Velirano fahadimy teboka faharoa dia ny...
par | 1 Avr 2022 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
Zana-kazo miisa 4000 fototra no nambolen’ny Fianakaviam-ben’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka izay teo ambany fitarihan’ Andriamatoa Minisitra Prof. Zely Arivelo RANDRIAMANANTANY, androany teny Manakavaly, ho fanatanterahana ny...