par | 5 Mai 2022 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
Ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka dia faly miarahaba ny Rasazy rehetra manerana ny Nosy nahatratra ity andro anio ity ary mirary anareo hahavita be hatrany amin’ny fampivoarana ny fahasalaman’ny Reny sy ny Zaza eto Madagasikara. Any Fianarantsoa...
par | 2 Mai 2022 | Actualités, Evènements, Nos réalisations, Projets constructions
Izany hoe filamatra izy ireo amin’ny fomba fampiasana ny rano, ny fahadiovana sy fidiovana; amin’ny fitantanana ny fako sy ny fahadiovana. Ny fahadiovana no loharanon’ny fahasalamana ary manohana akaiky ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka...
par | 26 Avr 2022 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
Noraisin’ Andriamatoa Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, Prof. Zely Arivelo RANDRIAMANANTANY, teto amin’ny Birao fiasany eto Ambohidahy androany ny Delagasiona avy amin’ny UNiCEF izay nahitana ny Talen’ny UNICEF aty amin’ny Faritra atsimo...
par | 26 Avr 2022 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
𝗔𝗺𝗯𝗼𝗵𝗶𝘁𝘀𝗼𝗮, 𝟮𝟱 𝗔𝗽𝗿𝗶𝗹𝘆 𝟮𝟬𝟮𝟮. Ny ekipan’ny Fitaleavam-paritry ny Fahasalamam-bahoaka Analamanga, izay notarihin’ny Tale Dr Laliharisoa RAHARIMAMONJY, dia nisafidy ny CSB II Ambohitsoa nanatanterahana ny fankalazana. Ny CSB II Ambohitsoa dia isan’ireo Tobimpahasalamana...
par | 22 Avr 2022 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
Fizaham-pahasalamana maimaimpoana mikasika ny: – Aretina ankapobeny, aretin’ny zaza. – Aretin’ny maso, sofina, tenda, nify sy ati-vava. Fitiliana diabeta, tosi-drà, homamiadan’ny vozon’ny tranon-jaza. Fampahafantarana ny fanarenana...