𝗙𝗜𝗔𝗥𝗔𝗛𝗔-𝗠𝗜𝗘𝗡𝗧𝗔𝗡𝗔 𝗛𝗢 𝗙𝗔𝗡𝗔𝗥𝗘𝗡𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗛𝗔𝗦𝗜𝗠𝗕𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗔𝗧𝗘𝗥𝗔𝗞𝗬 𝗡𝗬 𝗥𝗜𝗩𝗢𝗗𝗢𝗭𝗔 𝗕𝗔𝗧𝗦𝗜𝗥𝗔𝗬

𝗙𝗜𝗔𝗥𝗔𝗛𝗔-𝗠𝗜𝗘𝗡𝗧𝗔𝗡𝗔 𝗛𝗢 𝗙𝗔𝗡𝗔𝗥𝗘𝗡𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗛𝗔𝗦𝗜𝗠𝗕𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗔𝗧𝗘𝗥𝗔𝗞𝗬 𝗡𝗬 𝗥𝗜𝗩𝗢𝗗𝗢𝗭𝗔 𝗕𝗔𝗧𝗦𝗜𝗥𝗔𝗬

Anisan’ireo Faritra nahitana fahasimbana maro vokatry ny fandalovan’ny rivodoza Batsirai ihany koa ny Faritra Matsiatra Ambony. Nidina ifotony nijery ny zava-misy tany an-toerana, omaly sy androany Alarobia 09 febroary 2022, ary nitondra fanampiana avy...
𝗠𝗔𝗟𝗔𝗚𝗔𝗦𝗬 𝗧𝗦𝗬 𝗛𝗢 𝗙𝗔𝗧𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗧𝗔𝗭𝗢𝗠𝗢𝗞𝗔: 𝗙𝗜𝗙𝗔𝗡𝗜𝗡𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔 𝗦𝗘𝗞𝗢𝗟𝗬 𝗠𝗜𝗔𝗗𝗬 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗧𝗔𝗭𝗢𝗠𝗢𝗞𝗔 𝗧𝗔𝗢𝗠-𝗣𝗜𝗔𝗡𝗔𝗥𝗔𝗡𝗔 𝟮𝟬𝟮𝟭-𝟮𝟬𝟮𝟮

𝗠𝗔𝗟𝗔𝗚𝗔𝗦𝗬 𝗧𝗦𝗬 𝗛𝗢 𝗙𝗔𝗧𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗧𝗔𝗭𝗢𝗠𝗢𝗞𝗔: 𝗙𝗜𝗙𝗔𝗡𝗜𝗡𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔 𝗦𝗘𝗞𝗢𝗟𝗬 𝗠𝗜𝗔𝗗𝗬 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗧𝗔𝗭𝗢𝗠𝗢𝗞𝗔 𝗧𝗔𝗢𝗠-𝗣𝗜𝗔𝗡𝗔𝗥𝗔𝗡𝗔 𝟮𝟬𝟮𝟭-𝟮𝟬𝟮𝟮

Fifaninanana sary ho an’ny sekoly rehetra, ambaratonga Voalohany sy Faharoa, na miankina na tsy miankina amin’ny fanjakana. Distrika 54 ao anatiny faritra 19 no voakasika ny fifaninanana : Amoron’i Mania : Ambatofinandrahana Alaotra Mangoro : Ambatondrazaka,Anosibe...
𝗙𝗔𝗡𝗔𝗥𝗔𝗛𝗔𝗠𝗔𝗦𝗢 𝗡𝗬 𝗞𝗔𝗟𝗜𝗧𝗔𝗢𝗡’𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗡𝗔𝗙𝗢𝗗𝗬

𝗙𝗔𝗡𝗔𝗥𝗔𝗛𝗔𝗠𝗔𝗦𝗢 𝗡𝗬 𝗞𝗔𝗟𝗜𝗧𝗔𝗢𝗡’𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗡𝗔𝗙𝗢𝗗𝗬

𝗙𝗔𝗡𝗔𝗥𝗔𝗛𝗔𝗠𝗔𝗦𝗢 𝗡𝗬 𝗞𝗔𝗟𝗜𝗧𝗔𝗢𝗡’𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗡𝗔𝗙𝗢𝗗𝗬   Ho fanatanterahana ny velirano faha-5 « Fahasalamana ho an’ny rehetra tsy anavahana sokajin-taona », dia manohy ny ezaka hatrany ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka amin’ny fanatsarana ny tolotra...
𝗠𝗜𝗧𝗢𝗛𝗬 𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗡𝗔𝗢𝗩𝗔𝗠-𝗕𝗔𝗞𝗦𝗜𝗡𝗬 𝗔𝗡𝗗𝗔𝗩𝗔𝗡𝗔𝗡𝗗𝗥𝗢 𝗛𝗢 𝗔𝗡’𝗡𝗬 𝗭𝗔𝗭𝗔 𝗟𝗔𝗧𝗦𝗔𝗞𝗬 𝗡𝗬 𝗥𝗢𝗔 𝗧𝗔𝗢𝗡𝗔 𝗘𝗡𝗬 𝗔𝗡𝗜𝗩𝗢𝗡’𝗡𝗬 𝗧𝗢𝗕𝗜𝗠𝗣𝗔𝗛𝗔𝗦𝗔𝗟𝗔𝗠𝗔𝗡𝗔

𝗠𝗜𝗧𝗢𝗛𝗬 𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗡𝗔𝗢𝗩𝗔𝗠-𝗕𝗔𝗞𝗦𝗜𝗡𝗬 𝗔𝗡𝗗𝗔𝗩𝗔𝗡𝗔𝗡𝗗𝗥𝗢 𝗛𝗢 𝗔𝗡’𝗡𝗬 𝗭𝗔𝗭𝗔 𝗟𝗔𝗧𝗦𝗔𝗞𝗬 𝗡𝗬 𝗥𝗢𝗔 𝗧𝗔𝗢𝗡𝗔 𝗘𝗡𝗬 𝗔𝗡𝗜𝗩𝗢𝗡’𝗡𝗬 𝗧𝗢𝗕𝗜𝗠𝗣𝗔𝗛𝗔𝗦𝗔𝗟𝗔𝗠𝗔𝗡𝗔

𝗠𝗜𝗧𝗢𝗛𝗬 𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗡𝗔𝗢𝗩𝗔𝗠-𝗕𝗔𝗞𝗦𝗜𝗡𝗬 𝗔𝗡𝗗𝗔𝗩𝗔𝗡𝗔𝗡𝗗𝗥𝗢 𝗛𝗢 𝗔𝗡’𝗡𝗬 𝗭𝗔𝗭𝗔 𝗟𝗔𝗧𝗦𝗔𝗞𝗬 𝗡𝗬 𝗥𝗢𝗔 𝗧𝗔𝗢𝗡𝗔 𝗘𝗡𝗬 𝗔𝗡𝗜𝗩𝗢𝗡’𝗡𝗬 𝗧𝗢𝗕𝗜𝗠𝗣𝗔𝗛𝗔𝗦𝗔𝗟𝗔𝗠𝗔𝗡   Anisan’ny fiarovana mahomby amin’ny valanaretina ny vaksiny, na ho an’ny zaza izany na ho an’ny lehibe.   Raha ho...
𝗔𝗡𝗧𝗦𝗢𝗡𝗚𝗢 𝗔𝗡𝗧𝗦𝗜𝗥𝗔𝗕𝗘 𝗜 : 𝗙𝗔𝗡𝗗𝗥𝗔𝗜𝗦𝗔𝗡𝗔 𝗔𝗡-𝗧À𝗡𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗛𝗔𝗦𝗔𝗟𝗔𝗠𝗔𝗡’ 𝗜𝗥𝗘𝗢 𝗧𝗥𝗔𝗕𝗢𝗜𝗡𝗔

𝗔𝗡𝗧𝗦𝗢𝗡𝗚𝗢 𝗔𝗡𝗧𝗦𝗜𝗥𝗔𝗕𝗘 𝗜 : 𝗙𝗔𝗡𝗗𝗥𝗔𝗜𝗦𝗔𝗡𝗔 𝗔𝗡-𝗧À𝗡𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗛𝗔𝗦𝗔𝗟𝗔𝗠𝗔𝗡’ 𝗜𝗥𝗘𝗢 𝗧𝗥𝗔𝗕𝗢𝗜𝗡𝗔

  𝗔𝗻𝘁𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮𝗿𝗶𝘃𝗼, 𝟮𝟴 𝗷𝗮𝗻𝗼𝗮𝗿𝘆 𝟮𝟬𝟮𝟮 |ANTSONGO ANTSIRABE I : FANDRAISANA AN-TÀNANA NY FAHASALAMAN’ IREO TRABOINA Antananarivo, 28 janoary 2022 | Maro ny takaitra navelan’ny andro ratsy izay niteraka rotsak’orana lavareny tamin’ny faritra maro teto...