par | 21 Mar 2022 | Actualités, Evènements, Nos réalisations, Projets constructions
𝗔𝗞𝗢𝗡’𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗡𝗔𝗡𝗚𝗔𝗡𝗔𝗡-𝗧𝗦𝗔𝗜𝗡𝗔 𝗔𝗺𝗯𝗼𝗵𝗶𝗱𝗮𝗵𝘆, 𝗔𝗹𝗮𝘁𝘀𝗶𝗻𝗮𝗶𝗻𝘆 𝟮𝟭 𝗺𝗮𝗿𝘁𝘀𝗮 𝟮𝟬𝟮𝟮 – Miditra amin’ny famitana sy fanatrarana ny tanjona ankehitriny ny Fitondram-panjakana, hampihatra izany avokoa ireo Andrim-panjakana sy ny Ministera rehetra mba tsy hisy na dia iray aza Distrika...
par | 19 Mar 2022 | Evènements, Nos réalisations, Projets constructions
Afa-pahasahiranana amin’ny lafiny fitsaboana ny kaominina Ambanivohitr’i Betampona distrikan’i Fenoarivo Atsinanana manomboka izao. Nahazo CSB II Manara-penitra ity kaominina ambanivohitra ity, raha toa ka tsy nisy toeram-pitsaboana sy mpitsabo mihitsy teo aloha....
par | 13 Mar 2022 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
« 𝗠𝗮𝗱𝗮𝗴𝗮𝘀𝗶𝗸𝗮𝗿𝗮 𝗹𝗮𝘃𝗶𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝘁𝗮𝘇𝗼𝗺𝗼𝗸𝗮 », no lohahevitra novoizina nandritra ny lanonana famaranana tamin’ny fomba ofisialy ny Tetikasa TIP TOP/JHPIEGO sy ny famindram-pitantanana ho an’ny Ministeran’ny fahasalamam-bahoaka hiahy manokana sy...
par | 11 Mar 2022 | Actualités, Coronavirus, Evènements, Nos réalisations
𝗠𝗼𝗿𝗼𝗻𝗱𝗮𝘃𝗮, 𝟭𝟭 𝗺𝗮𝗿𝘁𝘀𝗮 𝟮𝟬𝟮𝟮 | Tontosa androany tao an-drenivohitry ny Faritra Menabe ny fanombohana ofisialy ny Tetikasa MIAROVA na Miaro Antsika rehetra amin’ny Tranga misy fahasarotana ny vaksiny. Fiaraha-miasa eo amin’ny Ministeran’ny...
par | 10 Mar 2022 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
Notanterahina androany faha 10 ny volana Martsa 2022 teo anivon’ny Fitaleavana misahana ny famindrana rà (DTS) Ampefiloha ny fanolorana izany tamin’ny fomba ofisialy. Tsy mikely soroka araka izany ny Fitondram-panjakana ankehitriny mikaroka ireo...
par | 6 Mar 2022 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
𝗖𝗔𝗥𝗔𝗩𝗔𝗡𝗘 𝗗𝗘 𝗟𝗔 𝗦𝗔𝗡𝗧𝗘 𝗧𝗔𝗢 𝗠𝗔𝗡𝗔𝗞𝗔𝗥A ⭕ Rehefa avy nandalo tao Ambositra sy Kianjavato, dia i Manakara indray no nampiantrano ny « Caravane de la santé » 🚑🚑🚑 androany alahady 06 martsa 2022. ⭕ Hetsika sosialy ho ala sahirana ho an’ny vahoaka, indrindra ny...