𝗔𝗞𝗢𝗡’𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗡𝗔𝗡𝗚𝗔𝗡𝗔𝗡-𝗧𝗦𝗔𝗜𝗡𝗔 : 𝗔𝗹𝗮𝘁𝘀𝗶𝗻𝗮𝗶𝗻𝘆 𝟮𝟴 𝗺𝗮𝗿𝘁𝘀𝗮 𝟮𝟬𝟮𝟮

𝗔𝗞𝗢𝗡’𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗡𝗔𝗡𝗚𝗔𝗡𝗔𝗡-𝗧𝗦𝗔𝗜𝗡𝗔 : 𝗔𝗹𝗮𝘁𝘀𝗶𝗻𝗮𝗶𝗻𝘆 𝟮𝟴 𝗺𝗮𝗿𝘁𝘀𝗮 𝟮𝟬𝟮𝟮

𝗔𝗺𝗯𝗼𝗵𝗶𝗱𝗮𝗵𝘆, 𝗔𝗹𝗮𝘁𝘀𝗶𝗻𝗮𝗶𝗻𝘆 𝟮𝟴 𝗺𝗮𝗿𝘁𝘀𝗮 𝟮𝟬𝟮𝟮 – Manao tohivakana ny fanaovana ny asa ho fanatanterahana ny velirano fahadimy nataon’ny Filoham-pirenena Andry RAJOELINA izay miompana indrindra amin’ny fanomezana fahasalamana ny vahoaka tsy ankanavaka. Vaovao nisongadina...
𝗔𝗗𝗬 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗧𝗔𝗭𝗢𝗠𝗢𝗞𝗔, 𝗙𝗔𝗥𝗜𝗧𝗥𝗔 𝗩𝗔𝗧𝗢𝗩𝗔𝗩𝗬 𝗦𝗬 𝗙𝗔𝗥𝗜𝗧𝗥𝗔 𝗙𝗜𝗧𝗢𝗩𝗜𝗡𝗔𝗡𝗬: 𝗙𝗮𝗺𝗶𝗻𝗱𝗿𝗮𝗺-𝗽𝗶𝘁𝗮𝗻𝘁𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗧𝗲𝘁𝗶𝗸𝗮𝘀𝗮 𝗧𝗜𝗣 𝗧𝗢𝗣 𝗵𝗼 𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗠𝗶𝗻𝗶𝘀𝘁𝗲𝗿𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗙𝗮𝗵𝗮𝘀𝗮𝗹𝗮𝗺𝗮𝗺-𝗯𝗮𝗵𝗼𝗮𝗸𝗮

𝗔𝗗𝗬 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗧𝗔𝗭𝗢𝗠𝗢𝗞𝗔, 𝗙𝗔𝗥𝗜𝗧𝗥𝗔 𝗩𝗔𝗧𝗢𝗩𝗔𝗩𝗬 𝗦𝗬 𝗙𝗔𝗥𝗜𝗧𝗥𝗔 𝗙𝗜𝗧𝗢𝗩𝗜𝗡𝗔𝗡𝗬: 𝗙𝗮𝗺𝗶𝗻𝗱𝗿𝗮𝗺-𝗽𝗶𝘁𝗮𝗻𝘁𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗧𝗲𝘁𝗶𝗸𝗮𝘀𝗮 𝗧𝗜𝗣 𝗧𝗢𝗣 𝗵𝗼 𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗠𝗶𝗻𝗶𝘀𝘁𝗲𝗿𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗙𝗮𝗵𝗮𝘀𝗮𝗹𝗮𝗺𝗮𝗺-𝗯𝗮𝗵𝗼𝗮𝗸𝗮

Toy ny Faritra Atsimo Andrefana, dia isan’ireo nisitraka ny Tetikasa TIP TOP/JHPIEGO ihany koa ireo vehivavy bevohoka ao amin’ny Faritra Vatovavy sy ny Faritra Fitovinany. Ny Tetikasa TIP TOP/JHPIEGO izay fiaraha-miasa teo amin’ny Fitondram-panjakana...
𝗙𝗜𝗧𝗦𝗔𝗕𝗢𝗔𝗡𝗔 𝗠𝗔𝗡𝗔𝗞𝗔𝗜𝗞𝗬 𝗩𝗔𝗛𝗢𝗔𝗞𝗔: 𝗙𝗶𝘁𝗼𝗸𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗖𝗦𝗕 𝗔𝗺𝗯𝗮𝘁𝗼𝗵𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮, 𝗞𝗮𝗼𝗺𝗶𝗻𝗶𝗻𝗮 𝗔𝗺𝗯𝗮𝗻𝗶𝘃𝗼𝗵𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗔𝗺𝗽𝗮𝘀𝗶𝗺𝗽𝗼𝘁𝘀𝘆 𝗚𝗮𝗿𝗮, 𝗦𝗗𝗦𝗣 𝗠𝗼𝗿𝗮𝗺𝗮𝗻𝗴𝗮, 𝗗𝗥𝗦𝗣 𝗔𝗹𝗮𝗼𝘁𝗿𝗮 𝗠𝗮𝗻𝗴𝗼𝗿𝗼

𝗙𝗜𝗧𝗦𝗔𝗕𝗢𝗔𝗡𝗔 𝗠𝗔𝗡𝗔𝗞𝗔𝗜𝗞𝗬 𝗩𝗔𝗛𝗢𝗔𝗞𝗔: 𝗙𝗶𝘁𝗼𝗸𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗖𝗦𝗕 𝗔𝗺𝗯𝗮𝘁𝗼𝗵𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮, 𝗞𝗮𝗼𝗺𝗶𝗻𝗶𝗻𝗮 𝗔𝗺𝗯𝗮𝗻𝗶𝘃𝗼𝗵𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗔𝗺𝗽𝗮𝘀𝗶𝗺𝗽𝗼𝘁𝘀𝘆 𝗚𝗮𝗿𝗮, 𝗦𝗗𝗦𝗣 𝗠𝗼𝗿𝗮𝗺𝗮𝗻𝗴𝗮, 𝗗𝗥𝗦𝗣 𝗔𝗹𝗮𝗼𝘁𝗿𝗮 𝗠𝗮𝗻𝗴𝗼𝗿𝗼

𝗔𝗹𝗮𝗸𝗮𝗺𝗶𝘀𝘆 𝟮𝟰 𝗠𝗮𝗿𝘀 𝟮𝟬𝟮𝟮 𝗙𝗮𝗺𝗽𝗶𝘁𝗮𝗺-𝗯𝗮𝗼𝘃𝗮𝗼: DRSP Alaotra Mangoro
𝗙𝗔𝗠𝗣𝗜𝗩𝗢𝗔𝗥𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗛𝗔𝗦𝗔𝗟𝗔𝗠𝗔𝗠-𝗕𝗔𝗛𝗢𝗔𝗞𝗔: 𝗙𝗔𝗡𝗢𝗠𝗕𝗢𝗛𝗔𝗡𝗔 𝗢𝗙𝗜𝗦𝗜𝗔𝗟𝗬 𝗡𝗬 𝗙𝗜𝗧𝗔𝗧𝗘𝗥𝗔𝗡𝗔 𝗙𝗔𝗡𝗔𝗙𝗢𝗗𝗬 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗔𝗟𝗔𝗟𝗔𝗡’𝗡𝗬 « 𝗗𝗥𝗢𝗡𝗘 »

𝗙𝗔𝗠𝗣𝗜𝗩𝗢𝗔𝗥𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗛𝗔𝗦𝗔𝗟𝗔𝗠𝗔𝗠-𝗕𝗔𝗛𝗢𝗔𝗞𝗔: 𝗙𝗔𝗡𝗢𝗠𝗕𝗢𝗛𝗔𝗡𝗔 𝗢𝗙𝗜𝗦𝗜𝗔𝗟𝗬 𝗡𝗬 𝗙𝗜𝗧𝗔𝗧𝗘𝗥𝗔𝗡𝗔 𝗙𝗔𝗡𝗔𝗙𝗢𝗗𝗬 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗔𝗟𝗔𝗟𝗔𝗡’𝗡𝗬 « 𝗗𝗥𝗢𝗡𝗘 »

Fahasalamana ho an’ny rehetra tsy anavahana sokajin-taona » izany no velirano faha-5 napetraky ny Filoham-pirenena Andry RAJOELINA ary ny Ministeran’ny fahasalamam-bahoaka dia manohy ny ezaka rehetra amin’ny fanatanterahana izany. Mihazakazaka ny...