par | 8 Sep 2020 | Evènements
Visite de courtoisie auprès du Ministre de la Santé Publique Ce mardi 8 septembre 2020, le Représentant Résident de l’Unicef à Madagascar, Michel Saint-Lot a effectué une visite de courtoisie auprès du Ministre de la Santé Publique, Prof RAKOTOVAO Hanitrala Jean...
par | 8 Sep 2020 | Evènements
Nandritra ny fanokafana tamin’ny fomba offisialy ny atrik’asa mahakasika ny CSU dia nisy ny resadresaka nifanaovana tamin’Andriamatoa Sekretera Jeneraly ny Ministera ny Fahasalamam-bahoaka Pr SOLOFOMALALA Gaëtan Duval.
par | 8 Sep 2020 | Evènements
Miezaka hatrany ny Ministeran’ny fahasalamam-bahoaka hanomana fotodrafitrasa hanomezana tolopahasalamana mendrika sy mifanaraka amin’ny filàn’ny vahoaka. Nisy arak’izany ny atrikasa momba ny « Couverture de Santé Universelle(CSU) », izay anaty...
par | 7 Sep 2020 | Evènements
Ireo torimarika nomen’Andriamatoa Minisitra nandritra ny « staff » ny alatsinainy 07 Septambra : Fanoloran-tenan’ny tsirairay ho amin’ny fitondran-tena mendrika azahoana fahombiazana sy vokatra tsara Samy ho tompon’andraikitra sy mahafehy ny adidy ankinina...
par | 21 Août 2020 | Actualités, Evènements
C’est dans un esprit de camaraderie que s’est passé aujourd’hui la passation de pouvoir entre le Ministre de la Santé publique sortant, le Pr Ahmad Ahmad, et le nouveau Ministre de la Santé Publique, le Pr RAKOTOVAO Jean Louis, au siège du Ministère...