par | 2 Oct 2020 | Evènements
Valandresaka natoan’Andrimatoa Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, Prof.RAKOTOVAO Hanitrala Jean Louis, nandritra ny fihaonany tamin’ny solotena maharitry ny « OMS » eto Madagasikara, Prof. Charlotte Faty Ndiaye, ny 02 Oktobra 2020 Sary sy...
par | 2 Oct 2020 | Evènements
Mitohy hatrany ny asa fampivoarana ny lafiny fahasalamana amin’ny alalan’ny fandraisana andraikitry ny tompon’andraikitra isan-tsokajiny.Manatanteraka ireo andraikitra izay tandify azy ny faritra tsirairay ho fiaraha-mientana ao anatin’izany fampandehanan-draharaha...
par | 1 Oct 2020 | Evènements
Anatin’ny fanamby napetraky ny fitondràmpanjakana sy ny Ministeran’ny Fahasalamambahoaka, ny hametrahana rafipahasalamana matanjaka sy ary fitaovana ny fanolorana mitentina antapitrisany maro avy amin’ny AIEA (Agence Internationale de l’Energie Atomique), ary ho...
par | 28 Sep 2020 | Actualités, Evènements
Nisy ny fidinana tampoka nataon’Andriamatoa Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka sy ireo delegasionina niaraka taminy, teny amin’ny « Service des Urgences, Réa-Néphro, Réa-Med » tao amin’ny Hôpitaly CHUJRA androany 28 Septambra 2020. Nojereny akaiky nandritra izany ny...
par | 25 Sep 2020 | Evènements
Niampy 128 ireo olona mitondra ny tsimok’aretina Coronavirus tany amin’ny faritra DIANA tao anatin’ny roa herinandro. Tsy nitaza-potsiny ny fitondram-panjakana fa nandray ny andraikiny ka nanao fidinana ifotony tany an-toerana Nitarika ny delegasiona tamin’izany...
par | 25 Sep 2020 | Actualités, Evènements
Ho fiarovana ny zaza amin’ny aretina kitrotro dia manohy ny ezaka ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka miaraka amin’ireo mpiaramiombonantoka aminy amin’ny fanaovana vaksiny ny zaza ahafahana mampitombo ny hery fiarovan’izy ireo. Amin’ity taona ity dia ny volana...