𝗙𝗜𝗩𝗢𝗥𝗜𝗔𝗠𝗕𝗘 𝗙𝗔𝗡𝗗𝗥𝗜𝗡𝗗𝗥𝗔𝗡’𝗔𝗦𝗔 𝗘𝗧𝗢 𝗔𝗡𝗜𝗩𝗢𝗡’𝗡𝗬 𝗠𝗜𝗡𝗜𝗦𝗧𝗘𝗥𝗔𝗡’𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗛𝗔𝗦𝗔𝗟𝗔𝗠𝗔𝗠-𝗕𝗔𝗛𝗢𝗔𝗞𝗔 

𝗙𝗜𝗩𝗢𝗥𝗜𝗔𝗠𝗕𝗘 𝗙𝗔𝗡𝗗𝗥𝗜𝗡𝗗𝗥𝗔𝗡’𝗔𝗦𝗔 𝗘𝗧𝗢 𝗔𝗡𝗜𝗩𝗢𝗡’𝗡𝗬 𝗠𝗜𝗡𝗜𝗦𝗧𝗘𝗥𝗔𝗡’𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗛𝗔𝗦𝗔𝗟𝗔𝗠𝗔𝗠-𝗕𝗔𝗛𝗢𝗔𝗞𝗔 

𝗔𝗻𝗱𝗿𝗮𝗶𝗻𝗮𝗿𝗶𝘃𝗼, 𝟭𝟰 𝗔𝗽𝗿𝗶𝗹𝘆 𝟮𝟬𝟮𝟮 – Andriamatoa Minisitry ny fahasalamam-bahoaka no namarana tamin’ny fomba ofisialy ny fivoriana androany. Fivoriana fandaminan’ asa izay naharitra telo andro ary nahafahana niresaka sy nifampizara ny vinan’ny...
𝗙𝗜𝗧𝗜𝗟𝗜𝗔𝗡𝗔 𝗠𝗔𝗦𝗢 𝗠𝗔𝗜𝗠𝗔𝗜𝗠𝗣𝗢𝗔𝗡𝗔, 𝗙𝗔𝗡𝗗𝗜𝗗𝗜𝗔𝗡𝗔 𝗞𝗔𝗧𝗔𝗥𝗔𝗞𝗧𝗔 𝗠𝗔𝗜𝗠𝗔𝗜𝗠𝗣𝗢𝗔𝗡𝗔

𝗙𝗜𝗧𝗜𝗟𝗜𝗔𝗡𝗔 𝗠𝗔𝗦𝗢 𝗠𝗔𝗜𝗠𝗔𝗜𝗠𝗣𝗢𝗔𝗡𝗔, 𝗙𝗔𝗡𝗗𝗜𝗗𝗜𝗔𝗡𝗔 𝗞𝗔𝗧𝗔𝗥𝗔𝗞𝗧𝗔 𝗠𝗔𝗜𝗠𝗔𝗜𝗠𝗣𝗢𝗔𝗡𝗔

Indro aseho antsika an-tsary ny andro voalohany mikasika ny fitiliana maso maimaimpoana sy fandidiana katarakta maimaimpoana izay karakarain’ny Fitondram-panjakana Malagasy amin’ny alalan’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka ho fanatanterahana...
𝗧𝗢𝗛𝗔𝗡𝗔 𝗛𝗢 𝗔𝗡’𝗡𝗬 𝗠𝗣𝗜𝗔𝗦𝗔𝗡’𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗛𝗔𝗦𝗔𝗟𝗔𝗠𝗔𝗡𝗔 𝗦𝗬 𝗙𝗔𝗠𝗣𝗜𝗧𝗔𝗢𝗩𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗖𝗦𝗕 : 𝗠𝗼𝘁𝗼 𝟭𝟮𝟰 𝘀𝘆 𝗳𝗶𝘁𝗮𝗼𝘃𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗻-𝘁𝗮𝗽𝗶𝘁𝗿𝗶𝘀𝗮𝗻𝘆 𝗱𝗼̂𝗹𝗮𝗿𝗮 𝗵𝗼 𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗖𝗦𝗕 𝗮𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗙𝗮𝗿𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗔𝗺𝗼𝗿𝗼𝗻’𝗶 𝗠𝗮𝗻𝗶𝗮 𝘀𝘆 𝗠𝗮𝘁𝘀𝗶𝗮𝘁𝗿𝗮 𝗔𝗺𝗯𝗼𝗻𝘆.

𝗧𝗢𝗛𝗔𝗡𝗔 𝗛𝗢 𝗔𝗡’𝗡𝗬 𝗠𝗣𝗜𝗔𝗦𝗔𝗡’𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗛𝗔𝗦𝗔𝗟𝗔𝗠𝗔𝗡𝗔 𝗦𝗬 𝗙𝗔𝗠𝗣𝗜𝗧𝗔𝗢𝗩𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗖𝗦𝗕 : 𝗠𝗼𝘁𝗼 𝟭𝟮𝟰 𝘀𝘆 𝗳𝗶𝘁𝗮𝗼𝘃𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗻-𝘁𝗮𝗽𝗶𝘁𝗿𝗶𝘀𝗮𝗻𝘆 𝗱𝗼̂𝗹𝗮𝗿𝗮 𝗵𝗼 𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗖𝗦𝗕 𝗮𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗙𝗮𝗿𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗔𝗺𝗼𝗿𝗼𝗻’𝗶 𝗠𝗮𝗻𝗶𝗮 𝘀𝘆 𝗠𝗮𝘁𝘀𝗶𝗮𝘁𝗿𝗮 𝗔𝗺𝗯𝗼𝗻𝘆.

Maro amin’ireo Mpiasan’ny fahasalamana any amin’ny faritra saro-dalana no voatery mandeha an-tongotra kilometatra maro, manao ny asa fitsaboana sy fiarovana ny vahoaka eny ifotony. Kanefa dia tsy mitarai-tana-miepaka izy ireo amin’izany....
𝗙𝗔𝗡𝗞𝗔𝗟𝗔𝗭𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗔𝗡𝗗𝗥𝗢 𝗠𝗔𝗡𝗘𝗥𝗔𝗡𝗧𝗔𝗡𝗬 𝗛𝗢 𝗔𝗡’𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗛𝗔𝗦𝗔𝗟𝗔𝗠𝗔𝗡𝗔 – 𝗙𝗔𝗥𝗜𝗧𝗥𝗔 𝗔𝗡𝗢𝗦𝗬

𝗙𝗔𝗡𝗞𝗔𝗟𝗔𝗭𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗔𝗡𝗗𝗥𝗢 𝗠𝗔𝗡𝗘𝗥𝗔𝗡𝗧𝗔𝗡𝗬 𝗛𝗢 𝗔𝗡’𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗛𝗔𝗦𝗔𝗟𝗔𝗠𝗔𝗡𝗔 – 𝗙𝗔𝗥𝗜𝗧𝗥𝗔 𝗔𝗡𝗢𝗦𝗬

Tolotra ara-pahasalamana maimaimpoana izay nahitana fizaham-pahasalamana ankapobeny, fitiliana diabeta, fijerena Tosi-drà, fitiliana tazomoka, Fitiliana IST/VIH, fanaovam-baksiny iadiana amin’ny covid-19 izay natao tao amin’ny tranompokonolona Tanambao ary...
𝗙𝗔𝗡𝗞𝗔𝗟𝗔𝗭𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗔𝗡𝗗𝗥𝗢 𝗠𝗔𝗡𝗘𝗥𝗔𝗡𝗧𝗔𝗡𝗬 𝗛𝗢 𝗔𝗡’𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗛𝗔𝗦𝗔𝗟𝗔𝗠𝗔𝗡𝗔 – 𝗙𝗔𝗥𝗜𝗧𝗥𝗔 𝗜𝗧𝗔𝗦𝗬

𝗙𝗔𝗡𝗞𝗔𝗟𝗔𝗭𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗔𝗡𝗗𝗥𝗢 𝗠𝗔𝗡𝗘𝗥𝗔𝗡𝗧𝗔𝗡𝗬 𝗛𝗢 𝗔𝗡’𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗛𝗔𝗦𝗔𝗟𝗔𝗠𝗔𝗡𝗔 – 𝗙𝗔𝗥𝗜𝗧𝗥𝗔 𝗜𝗧𝗔𝗦𝗬

𝗦𝗗𝗦𝗣 𝗦𝗼𝗮𝘃𝗶𝗻𝗮𝗻𝗱𝗿𝗶𝗮𝗻𝗮: Tao Ampary no nanamarika izany tamin’ny hetsika fizaham-pahasalamana maimaipoana toy ny fanaraha-maso ny Tosi-drà, fanaovam-bakisiny iadiana amin’ny covid-19 narahana fizarana takela-panentanana mikasika ny fiarovana ny tontolo...
𝗙𝗔𝗡𝗞𝗔𝗟𝗔𝗭𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗔𝗡𝗗𝗥𝗢 𝗠𝗔𝗡𝗘𝗥𝗔𝗡𝗧𝗔𝗡𝗬 𝗛𝗢 𝗔𝗡’𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗛𝗔𝗦𝗔𝗟𝗔𝗠𝗔𝗡𝗔 – 𝗙𝗔𝗥𝗜𝗧𝗥𝗔 BOENY

𝗙𝗔𝗡𝗞𝗔𝗟𝗔𝗭𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗔𝗡𝗗𝗥𝗢 𝗠𝗔𝗡𝗘𝗥𝗔𝗡𝗧𝗔𝗡𝗬 𝗛𝗢 𝗔𝗡’𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗛𝗔𝗦𝗔𝗟𝗔𝗠𝗔𝗡𝗔 – 𝗙𝗔𝗥𝗜𝗧𝗥𝗔 BOENY

Fankalazana ny Andro manerantany ho an’ny Fahasalamana tao an-drenivohitry ny Faritra BOENY, izay nomarihana tamin’ny hetsika fizaham-pahasalamana faobe, fanaovam-baksiny iadiana amin’ny covid-19 ary asa fanadiovana. #JMS_2022: « Antoky ny...