par Vonjy RANDRIANATOANINA | 20 Juin 2021 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
Hanao fizarana faobe lay misy odimoka maharitra isika amin’ity taona ity manerana ny faritra 21 eto Madagasikara. Hisy ny fanisana olona isan-tokantrano, koa arakaraky ny isan’olona ao an-trano ny anjara lay ho azony. Omena tapakila na « coupon » hatakalo lay isika,...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 20 Juin 2021 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
Olona miisa 1196 no nisitraka maimaimpoana ny tolotra ara-pahasalamana manakaiky vahoaka izay notanterahana tao amin’ny Kaominina Sandrandahy, Distrikan’i Fandriana, Faritra Amoron’i Mania, omaly Zoma 19 jona 2021, teo ambany fitarihan’ Andriamatoa Minisitry ny...
par | 14 Juin 2021 | Actualités, Evènements
Anio 14 jona no andro manerantany ho an’ny mpanome rà : Mankalaza izany isika eto anivon’ny faritra Amoron’i Mania koa dia manentana antsika rehetra amin’ity andro anio ity ho tonga hanome rà ao amin’ny CHRR Amoron’i Mania. MANOME...
par | 13 Juin 2021 | Evènements
Nifarana tamin’ity taona 2021 ity ny Tetikasa Mahefa Miaraka izay novatsian’ny USAID vola rehefa nisehatra nandritra ny dimy taona (2016-2021) teto amintsika mikasika ny fampiroboroboana ny fahasalamana eny ifotony (Santé Communautaire). Notanterahana androany faha...
par | 31 Mai 2021 | Actualités, Evènements
𝐀𝐊𝐎𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐍𝐆𝐀𝐍𝐀𝐍-𝐓𝐒𝐀𝐈𝐍𝐀 𝐀𝐍𝐃𝐑𝐎𝐀𝐍𝐘 𝟑𝟏 𝐌𝐀𝐘 𝟐𝟎𝟐𝟏 Ny avy ao amin’ny Fitaleavana misahana ny mahaolona na « Direction des ressources humaines -DRH” no nisahana ny tatitry ny asa vita nandritry ny herinandro lasa sy ireo asa ho tanterahina mandritra ity...
par | 27 Mai 2021 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
ADY AMIN’NY TAZOMOKA: Isan’ny paikady iray hoentin’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka hiadiana amin’ny aretina Tazomoka ny firazana lay misy ody moka maharitra. Misy arak’izany ny atrik’asa izay tanterahina any Morondava ho fanomanana ny fizarana ireo lay misy...