par | 12 Sep 2021 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
ADY AMIN’NY TAZOMOKA Mitohy hatrany ny fizarana faobe Lay misy odimoka maharitra ho fitsinjovana ny fahasalamam-bahoaka. Anisan’ireo nisitraka izany ny distrikan’ i Ikalamavony sy Lalangina ao anatin’ny faritra Matsiatra Ambony. Ny fatorianao...
par | 12 Sep 2021 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
Andro farany amin’ny « Caravane médicale » andiany fahatelo anio Sabotsy 11 septambra 2021. Efa vorilanona ny mponina eto Foulpointe hisitraka ireo tolotra rehetra maimaimpoana.
par | 12 Sep 2021 | Actualités, Evènements
Ny famerenana ny fitokisan’ny vahoaka eo amin’ny fandraisana an-tanana ny marary no hifotoran’ny fitondram-panjakana ankehitriny; sarotiny ary manaja izany fatratra ny Ministeran’ny fahasalamam-bahoaka ka anisan’ny notsidihan’ny...
par | 10 Sep 2021 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
Ny Kaominina Ambanivohitra Antetezambaro no nisitraka ny tolotra ara-pahasalamana androany faha 10 septambra 2021 ny « Caravane médicale » andiany fahatelo taty amin’ny distrikan’i Toamasina II. Vonona hatrany hanohana ny hetsika mipaka mivantana...
par | 10 Sep 2021 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
Velirano faha-5 nifanaovan’ny Filohan’ny Repoblika tamin’ny vahoaka Malagasy ny « Fahasalamana ho an’ny rehetra tsy ankanavaka ». Ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka dia miandany izany Velirano izany, ary mametraka ho laharam-pahamehana ny fanomezana tolotra...
par | 7 Sep 2021 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
Migadona eto amin’ny Distrikan’ny Vatomandry ny caravane médicale. Nafana tanteraka ny fandraisana ny fiara bé miaraka amin’ny fitaovana raitra hanolotra ny fahasalamana ho an’ny rehetra. Nanomboka avy hatrany ny fikaonan-doha hanamasana ny...