par | 1 Sep 2021 | Actualités, Evènements, Nos réalisations, Projets constructions
VAOVAO DRSP DIANA Mendrika foto-drafitrasa tsara sy vaovao ny vahoaka Malagasy, isan’ireo laharam-pahamehan’ny Minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka izany ankehitriny. Araka izany, notokanana tamin’ny fomba ofisialy ny tranobe vaovao ao...
par | 31 Août 2021 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
Mitohy ny ady amin’ny valanaretina Covid-19, mirindran-dalana amin’izany ihany koa ny fanamafisana ny rafi-pahasalamana ho fanatanterahana ny velirano fahadimy. Manao tohy vakana ireo mpiaramiombonantoka mifanome tanana amin’ny Fanjakana Malagasy...
par | 30 Août 2021 | Actualités, Evènements
Toy ny mahazatra, mandritra ny fananganan-tsaina no fotoana iray entin’ny Minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka hanaovana ny tatitry ny asa vita ny herinandro lasa sy ireo kinasa ho amin’ny herinandro ho avy. Ny fitaleavana misahana ny serasera no...
par | 27 Août 2021 | Actualités, Evènements
Ny Masoivohon’ny Firenena Sinoa no noraisin’Andriamatoa Minisitra ny Fahasalamam-bahoaka voalohany nandritra izay fotoana nandraisany ny fitantanana ny Ministera izay. Nohamafisina hatrany ny fiara-miasa eo amin’ny roa tonta. Anisan’ny nitondra...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 27 Août 2021 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
Fiaraha-miasa ho fanatsaràna ny Fahasalamam-bahoaka Tontosa androany Zoma 27 Aogositra 2021 tao amin’ny efitrano fivorian’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka Ambohidahy ny fanaovan-tsonia ho fanavaozam-piaraha-miasa eo amin’ny Fanjakana Malagasy...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 25 Août 2021 | Evènements, Nos réalisations
Tanjon’ny Fitondram-panjakana ankehitriny araka ny Velirano fahadimy ny hanome “fahasalamana ho an’ny rehetra ary tsy anavahana sokajin-taona”. Anisan’ireo paikady entina manatanteraka izany ny fizarana faobe lay misy odimoka maharitra toy izao, ary ny hananan’ ny...