par | 26 Avr 2022 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
Noraisin’ Andriamatoa Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, Prof. Zely Arivelo RANDRIAMANANTANY, teto amin’ny Birao fiasany eto Ambohidahy androany ny Delagasiona avy amin’ny UNiCEF izay nahitana ny Talen’ny UNICEF aty amin’ny Faritra atsimo...
par | 26 Avr 2022 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
𝗔𝗺𝗯𝗼𝗵𝗶𝘁𝘀𝗼𝗮, 𝟮𝟱 𝗔𝗽𝗿𝗶𝗹𝘆 𝟮𝟬𝟮𝟮. Ny ekipan’ny Fitaleavam-paritry ny Fahasalamam-bahoaka Analamanga, izay notarihin’ny Tale Dr Laliharisoa RAHARIMAMONJY, dia nisafidy ny CSB II Ambohitsoa nanatanterahana ny fankalazana. Ny CSB II Ambohitsoa dia isan’ireo Tobimpahasalamana...
par | 24 Avr 2022 | Actualités, Evènements
Asabotsy 23 Aprily 2022 Fidinana ifotony notanterahan’ny Delegasiona zay tarihan’ Andriamatoa Ministry ny Fahasalamam-bahoaka, Profesora Zely Arivelo RANDRIAMANANTANY nijery akaiky ny zava-misy momba ny rafi-piantohana ara-pahasalamana ifotony na...
par | 22 Avr 2022 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
Fizaham-pahasalamana maimaimpoana mikasika ny: – Aretina ankapobeny, aretin’ny zaza. – Aretin’ny maso, sofina, tenda, nify sy ati-vava. Fitiliana diabeta, tosi-drà, homamiadan’ny vozon’ny tranon-jaza. Fampahafantarana ny fanarenana...
par | 22 Avr 2022 | Actualités, Evènements
Araka ny Filan-kevitry ny Minisitra ny Alarobia 20 aprily 2022 lasa teo dia voatendry ho Tale Jeneralin’ny « Institut National de Santé Publique et Communautaire – INSPC » eto anivon’ny Minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka, ny Dokotera HANITRINIALA...
par | 15 Avr 2022 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
Mitohy hatrany ny ezaka amin’ny fanatsarana ny kalitaon’ny tolotra ara-pahasalamana omena ny vahoaka ho fanatanterahana ny Velirano fahadimy teboka faharoa. Anisan’ny voakasik’izany ny mikasika ny famatsiana « oxygène » eny anivon’ireo...