par | 13 Sep 2021 | Actualités, Evènements
Velirano napetraky ny Fitondram-panjakana ankehitriny ny fanolorana fahasalamana ho an’ny daholobe ary tsy anavahana sokajin-taona. Olona amanaliny no tonga nisitraka ny tolotra fahasalamana maimaim-poana nandritra ny fandalovan’ny « caravane médicale »...
par | 12 Sep 2021 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
ADY AMIN’NY TAZOMOKA Mitohy hatrany ny fizarana faobe Lay misy odimoka maharitra ho fitsinjovana ny fahasalamam-bahoaka. Anisan’ireo nisitraka izany ny distrikan’ i Ikalamavony sy Lalangina ao anatin’ny faritra Matsiatra Ambony. Ny fatorianao...
par | 12 Sep 2021 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
Andro farany amin’ny « Caravane médicale » andiany fahatelo anio Sabotsy 11 septambra 2021. Efa vorilanona ny mponina eto Foulpointe hisitraka ireo tolotra rehetra maimaimpoana.
par | 12 Sep 2021 | Actualités, Evènements
Ny famerenana ny fitokisan’ny vahoaka eo amin’ny fandraisana an-tanana ny marary no hifotoran’ny fitondram-panjakana ankehitriny; sarotiny ary manaja izany fatratra ny Ministeran’ny fahasalamam-bahoaka ka anisan’ny notsidihan’ny...
par | 10 Sep 2021 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
Ny Kaominina Ambanivohitra Antetezambaro no nisitraka ny tolotra ara-pahasalamana androany faha 10 septambra 2021 ny « Caravane médicale » andiany fahatelo taty amin’ny distrikan’i Toamasina II. Vonona hatrany hanohana ny hetsika mipaka mivantana...
par | 10 Sep 2021 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
Velirano faha-5 nifanaovan’ny Filohan’ny Repoblika tamin’ny vahoaka Malagasy ny « Fahasalamana ho an’ny rehetra tsy ankanavaka ». Ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka dia miandany izany Velirano izany, ary mametraka ho laharam-pahamehana ny fanomezana tolotra...