par | 13 Oct 2021 | Actualités, Evènements
𝗕𝗲𝗳𝗲𝗹𝗮𝘁𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮, 𝗔𝗹𝗮𝗿𝗼𝗯𝗶𝗮 𝟭𝟯 𝗢𝗸𝘁𝗼𝗯𝗿𝗮 𝟮𝟬𝟮𝟭 𝗜 Nivoaka androany ny andiany faha-16 tamin’ireo mpampivelona nanaraka fiofanana mahakasina ny « échographie communautaire, module obstétricale ». Mahatratara 26 ny isan’izy ireo, ary niofana nandritra ny iray volana. Nizara roa...
par | 12 Oct 2021 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
𝗡𝗔𝗛𝗢𝗠𝗕𝗬 𝗡𝗬 𝗗𝗜𝗔, 𝗡𝗜𝗛𝗢𝗔𝗧𝗥𝗔 𝗟𝗔𝗩𝗜𝗧𝗥𝗔 𝗜𝗭𝗔𝗬 𝗡𝗢𝗛𝗘𝗩𝗘𝗥𝗜𝗡𝗔 𝗛𝗢 𝗧𝗥𝗔𝗧𝗥𝗔 𝗡𝗬 𝗩𝗢𝗞𝗔𝗧𝗥𝗔 𝗔𝗭𝗢 Tolotra ara-pahasalamana tsara kalitao sy tena tadiavin’ny mponina no nentina nidina teny ifotony nanditra ny fandehanan’ny “CARAVANE MEDICALE” namakivaky faritra maromaro. Tetikasa tafiditra...
par | 11 Oct 2021 | Actualités, Evènements
𝗔𝘀𝗮𝗯𝗼𝘁𝘀𝘆 𝟬𝟵 𝗼𝗸𝘁𝗼𝗯𝗿𝗮 𝟮𝟬𝟮𝟭, Anisan’ireo delegasiona nanotrona ny Filohan’ny Repoblika Andry RAJOELINA izay nanao fitsidihana sy nitokana ireo zava-bita tany amin’ny Faritra Matsiatra Ambony iny ny delegasiona avy amin’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka...
par | 10 Oct 2021 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
𝐀𝐧𝐭𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚𝐫𝐢𝐯𝐨, 𝟎𝟖 𝐨𝐤𝐭𝐨𝐛𝐫𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟏- Nody ventiny ny rano nantsakaina, tontosa tamin’ity andro anio ity, teny Ivandry ny Atrikasa ho fankatoavana ny Drafitr’asam-pirenena momba ny fiarovana ara-pahasalamana rehefa novolavolaina nandritra ny volana maro. Andrim-panjakana...
par | 8 Oct 2021 | Actualités, Evènements
𝐈𝐯𝐚𝐧𝐝𝐫𝐲, 𝟎𝟖 𝐨𝐤𝐭𝐨𝐛𝐫𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟏 – Tontosa io maraina io teny amin’ny Masoivohon’i Japana eny Ivandry ny fifanaovan-tsoniam-piarahamiasa mikasika ny Tetikasa fanitarana ny Sampandraharaha mandray an-tanana ny fahasalaman’ny reny sy ny zaza ao amin’ny CHU Place Kabary...
par | 6 Oct 2021 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
𝐁𝐞𝐭𝐫𝐨𝐤𝐚, 𝟎𝟒 𝐨𝐤𝐭𝐨𝐛𝐫𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟏 Mitohy hatrany ny ezaka ataon’ny Fitondram-panjakana ankehitriny amin’ny alalan’ny Ministeran’ny fahasalamam-bahoaka, amin’ny fanatsàrana ny kalitaon’ny tolotra ara-pahasalamana omena ny vahoaka, na aiza na...