par | 24 Oct 2021 | Actualités, Evènements
𝗠𝗲𝗻𝗮𝗯𝗲, 𝟮𝟬 𝗼𝗸𝘁𝗼𝗯𝗿𝗮 𝟮𝟬𝟮𝟭 I Anisan’ ireo paikady entin’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka sy ny Mpiara-miombon’antoka aminy, amin’ny fanatanterahana ny VELIRANO FAHADIMY, « Fahasalamana ho an’ny daholobe tsy anavahana...
par | 23 Oct 2021 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
Fanoitra iankinan’ny fampandrosoana ny fahasalamana. Aman’ arivony maro ireo olona nisitraka ny tolotra ara-pahasalamana MAIMAIMPOANA izay notontosaina teo amin’ny tokontany malalaky ny Fitaleava-paritra misahana ny fahasalamam-bahoaka Boeny omaly 22...
par | 22 Oct 2021 | Actualités, Evènements
Handao an’i Madagasikara tsy ho ela, ny Profesora Charlotte FATY NDIAYE, Solotena maharitry ny « OMS » rehefa avy namita iraka nandritra ny enin-taona teto amintsika. Ho fankasitrahana ireo zava-bitany teo amin’ny sehatry ny fahasalamam-bahoaka teto Madagasikara dia...
par | 22 Oct 2021 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
MAHAJANGA, 𝗭𝗼𝗺𝗮 𝟮𝟮 𝗼𝗸𝘁𝗼𝗯𝗿𝗮 𝟮𝟬𝟮𝟭 I Fararanon-danonana ny tao an-drenivohitry ny Faritra Boeny androany. Notanterahana teo anivon’ny Fitaleavam-paritry ny Fahasalamana tamin’ity andro anio ity ny fankalazana ny iray volan’ny Fahasalaman’ny saina izay mitondra ny...
par | 21 Oct 2021 | Actualités, Evènements
𝗡𝗮𝗻𝗼𝗹𝗼𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗹𝗼𝘇𝗮𝗺-𝗽𝗶𝗳𝗮𝗺𝗼𝗶𝘃𝗼𝗶𝘇𝗮𝗻𝗮 𝗻𝗶𝘀𝗲𝗵𝗼 𝗼𝗺𝗮𝗹𝘆 𝗵𝗮𝗿𝗶𝘃𝗮 𝘁𝗮𝗼 𝗠𝗮𝗿𝗼𝘃𝗼𝗮𝘆 𝗠𝗼𝗿𝗮𝗺𝗮𝗻𝗴𝗮, 𝗥𝗡 𝟰𝟰 𝐝𝐢𝐚 𝐧𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐲 𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐢𝐤𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐚𝐯𝐲 𝐡𝐚𝐭𝐫𝐚𝐧𝐲 𝐧𝐲 𝗠𝗶𝗻𝗶𝘀𝘁𝗲𝗿𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗙𝗮𝗵𝗮𝘀𝗮𝗹𝗮𝗺𝗮𝗺-𝗯𝗮𝗵𝗼𝗮𝗸𝗮 𝘁𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗮𝗹𝗮𝗹𝗮𝗻’𝗻𝘆 « 𝗙𝗼𝗻𝗱𝘀 𝗱’𝘂𝗿𝗴𝗲𝗻𝗰𝗲 » 𝗶𝘇𝗮𝘆 𝘃𝗮𝗼 𝗻𝗮𝗽𝗲𝘁𝗿𝗮𝗸’ 𝗔𝗻𝗱𝗿𝗶𝗮𝗺𝗮𝘁𝗼𝗮 𝗙𝗶𝗹𝗼𝗵𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗥𝗲𝗽𝗼𝗯𝗹𝗶𝗸𝗮 𝗔𝗻𝗱𝗿𝘆...
par | 20 Oct 2021 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
Mitohy ny fampitaovana sy ny fanatsarana ireo Tobimpahasalamana miankina amin’ny fanjakana manerana ny Nosy ho fanolorana tolotra tsara kalitao sy mendrika ho an’ny vahoaka eny Ifotony. Anisan’ireo nisitraka izany ny Laboratoara ao amin’ny CHRR...