𝗔𝗗𝗬 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗖𝗢𝗩𝗜𝗗-𝟭𝟵 : 𝗗𝗜𝗦𝗧𝗥𝗜𝗞𝗔𝗡’𝗜 𝗦𝗔𝗜𝗡𝗧𝗘 𝗠𝗔𝗥𝗜𝗘

𝗔𝗗𝗬 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗖𝗢𝗩𝗜𝗗-𝟭𝟵 : 𝗗𝗜𝗦𝗧𝗥𝗜𝗞𝗔𝗡’𝗜 𝗦𝗔𝗜𝗡𝗧𝗘 𝗠𝗔𝗥𝗜𝗘

𝗔𝗗𝗬 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗖𝗢𝗩𝗜𝗗-𝟭𝟵 : 𝗗𝗜𝗦𝗧𝗥𝗜𝗞𝗔𝗡’𝗜 𝗦𝗔𝗜𝗡𝗧𝗘 𝗠𝗔𝗥𝗜𝗘   Nidina ifotony nijery ny fanamafisana ny fanarahamaso ara-pahasalamana eny anivon’ny seranam-piaramanidina sy ny seranan-tsambo ao amin’ny Disitrikan’i Sainte Marie, Faritra Analanjirofo ny delegasiona avy eto...
𝗧𝗔𝗥𝗔𝗡𝗝𝗔 𝗕𝗔𝗢𝗟𝗜𝗡𝗔 𝗟𝗔𝗩𝗔𝗟𝗔𝗩𝗔 : 𝗡𝗢𝗧𝗢𝗟𝗢𝗥𝗔𝗡𝗔 𝗙𝗜𝗧𝗔𝗢𝗩𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗘𝗞𝗜𝗣𝗔 𝗩𝗘𝗛𝗜𝗩𝗔𝗩𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝟯𝗙𝗕

𝗧𝗔𝗥𝗔𝗡𝗝𝗔 𝗕𝗔𝗢𝗟𝗜𝗡𝗔 𝗟𝗔𝗩𝗔𝗟𝗔𝗩𝗔 : 𝗡𝗢𝗧𝗢𝗟𝗢𝗥𝗔𝗡𝗔 𝗙𝗜𝗧𝗔𝗢𝗩𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗘𝗞𝗜𝗣𝗔 𝗩𝗘𝗛𝗜𝗩𝗔𝗩𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝟯𝗙𝗕

𝗔𝗟𝗘𝗙𝗔 𝟯𝗙𝗕 Ho fampiroboroboana ny Fanatanjahan-tena eto anivon’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka dia notoloran’ny Ministera foibe, « Survêtement » sy « écharpe » ny Ekipan’ny 3FB Rugby vehivavy izay hiatrika ny Lalao Famaranana amin’ny fiadiana ny Tompondakan’i...
𝗙𝗜𝗧𝗦𝗔𝗕𝗢𝗔𝗡𝗔 𝗠𝗔𝗡𝗔𝗞𝗔𝗜𝗞𝗬 𝗩𝗔𝗛𝗢𝗔𝗞𝗔: 𝗙𝗜𝗧𝗢𝗞𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗖𝗦𝗕 𝗜𝗜 𝗔𝗡𝗧𝗦𝗜𝗥𝗔𝗕𝗘 𝗔𝗩𝗔𝗥𝗔𝗧𝗥𝗔 – 𝗙𝗔𝗥𝗜𝗧𝗥𝗔 𝗩𝗔𝗞𝗜𝗡𝗔𝗡𝗞𝗔𝗥𝗔𝗧𝗥𝗔

𝗙𝗜𝗧𝗦𝗔𝗕𝗢𝗔𝗡𝗔 𝗠𝗔𝗡𝗔𝗞𝗔𝗜𝗞𝗬 𝗩𝗔𝗛𝗢𝗔𝗞𝗔: 𝗙𝗜𝗧𝗢𝗞𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗖𝗦𝗕 𝗜𝗜 𝗔𝗡𝗧𝗦𝗜𝗥𝗔𝗕𝗘 𝗔𝗩𝗔𝗥𝗔𝗧𝗥𝗔 – 𝗙𝗔𝗥𝗜𝗧𝗥𝗔 𝗩𝗔𝗞𝗜𝗡𝗔𝗡𝗞𝗔𝗥𝗔𝗧𝗥𝗔

Araka ny narahantsika mivantana teto amin’ny pejy dia notokanan’ Andriamatoa Filohan’ny Repoblika Andry RAJOELINA omaly 11 desambra 2021 ny CSB II Manarapenitra Antsirabe Avaratra. “ 𝗡𝘆 𝗼𝗹𝗼𝗻𝗮 𝗿𝗲𝗵𝗲𝘁𝗿𝗮 𝗶𝘇𝗮𝘆 𝘁𝗿𝗮𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝘁𝘀𝘆 𝗳𝗮𝗵𝗮𝘀𝗮𝗹𝗮𝗺𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗻𝗶𝗲 𝗸𝗮 𝗿𝗲𝗵𝗲𝗳𝗮 𝗺𝗶𝗱𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗲𝘁𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗶𝘁𝘆...
𝗙𝗜𝗞𝗔𝗥𝗢𝗛𝗔𝗡𝗔 𝗠𝗔𝗛𝗔𝗞𝗔𝗦𝗜𝗞𝗔 𝗡𝗬 𝗩𝗔𝗞𝗦𝗜𝗡𝗬 : 𝗡𝗢𝗧𝗢𝗞𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔 𝗔𝗡𝗗𝗥𝗢𝗔𝗡𝗬 𝗡𝗬 𝗜𝗩𝗢𝗡𝗧𝗢𝗘𝗥𝗔𝗡𝗔 𝗩𝗢𝗔𝗟𝗢𝗛𝗔𝗡𝗬 𝗠𝗜𝗦𝗔𝗛𝗔𝗡𝗔 𝗜𝗭𝗔𝗡𝗬 𝗘𝗧𝗢 𝗠𝗔𝗗𝗔𝗚𝗔𝗦𝗜𝗞𝗔𝗥𝗔

𝗙𝗜𝗞𝗔𝗥𝗢𝗛𝗔𝗡𝗔 𝗠𝗔𝗛𝗔𝗞𝗔𝗦𝗜𝗞𝗔 𝗡𝗬 𝗩𝗔𝗞𝗦𝗜𝗡𝗬 : 𝗡𝗢𝗧𝗢𝗞𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔 𝗔𝗡𝗗𝗥𝗢𝗔𝗡𝗬 𝗡𝗬 𝗜𝗩𝗢𝗡𝗧𝗢𝗘𝗥𝗔𝗡𝗔 𝗩𝗢𝗔𝗟𝗢𝗛𝗔𝗡𝗬 𝗠𝗜𝗦𝗔𝗛𝗔𝗡𝗔 𝗜𝗭𝗔𝗡𝗬 𝗘𝗧𝗢 𝗠𝗔𝗗𝗔𝗚𝗔𝗦𝗜𝗞𝗔𝗥𝗔

𝗢𝗻𝗶𝘃𝗲𝗿𝘀𝗶𝘁𝗲 𝗔𝗻𝗸𝗮𝘁𝘀𝗼 ,𝟭𝟬 𝗱𝗲𝘀𝗮𝗺𝗯𝗿𝗮 𝟮𝟬𝟮𝟭I Mihazakazaka manaraka ny fivoaran’ny fandrosoana ny tontolon’ny fitsaboana sy ny fikarohana ara-tsiansa sy eto amintsika. Mpikaroka Malagasy maro no mifanome tanana manatanteraka izany, izay ahitana ny avy amin’ny Ministeran’ny...
𝗔𝗗𝗬 𝗔𝗠𝗜𝗡’ 𝗡𝗬 𝗖𝗢𝗩𝗜𝗗-𝟭𝟵: 𝗡𝗢𝗛𝗔𝗠𝗔𝗙𝗜𝗦𝗜𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗧𝗥𝗔𝗜𝗞𝗘𝗙𝗔𝗡‘ 𝗜𝗥𝗘𝗢 𝗠𝗣𝗜𝗦𝗘𝗛𝗔𝗧𝗥𝗔 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗟𝗔𝗕𝗢𝗥𝗔𝗧𝗢𝗔𝗥𝗔 𝗙𝗜𝗧𝗜𝗟𝗜𝗔𝗡𝗔

𝗔𝗗𝗬 𝗔𝗠𝗜𝗡’ 𝗡𝗬 𝗖𝗢𝗩𝗜𝗗-𝟭𝟵: 𝗡𝗢𝗛𝗔𝗠𝗔𝗙𝗜𝗦𝗜𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗧𝗥𝗔𝗜𝗞𝗘𝗙𝗔𝗡‘ 𝗜𝗥𝗘𝗢 𝗠𝗣𝗜𝗦𝗘𝗛𝗔𝗧𝗥𝗔 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗟𝗔𝗕𝗢𝗥𝗔𝗧𝗢𝗔𝗥𝗔 𝗙𝗜𝗧𝗜𝗟𝗜𝗔𝗡𝗔

𝗔𝗻𝗸𝗮𝘁𝘀𝗼, 𝟬𝟵 𝗱𝗲𝘀𝗮𝗺𝗯𝗿𝗮 𝟮𝟬𝟮𝟭 I Ankoatra ny fampitaovana dia isan’ny antoka iray lehibe ahafahana mandresy ny valanaretina ihany koa ny fanamafisana ny traikefan’ireo mpisehatra ara-pahasalamana. Natomboka androany ary hifarana ny 16 desambra 2021 izao ny « Cours national...