par | 27 Jan 2022 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
Fahasalamana Manakaiky Vahoaka Tonga nijery ny zava-misy iainan’ny vahoaka traboina tao amin’ny Distrikan’i Moramanga, faritra Alaotra Mangoro, ny Filoham-pirenena Andry RAJOELINA omaly, nandritra ny fidinany tany an-toerana, notronin’ireo tomponandraikitra samihafa...
par | 25 Jan 2022 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
𝗠𝗜𝗡𝗜𝗦𝗧𝗘𝗥𝗔𝗡’ 𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗛𝗔𝗦𝗔𝗟𝗔𝗠𝗔𝗠-𝗕𝗔𝗛𝗢𝗔𝗞𝗔 𝗘𝗢 𝗔𝗡𝗜𝗟𝗔𝗡𝗔𝗢 𝗛𝗔𝗧𝗥𝗔𝗡𝗬 Mitombo isa ireo toerana natokana handraisana ireo traboina ary miezaka mametraka ny lamina rehetra ahafahana mandray an-tanana ny fahasalaman’izy ireo ny Fitondram-panjakana amin’ny alalan’ny...
par | 21 Jan 2022 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
Ny Fitondram-panjakana dia eo anilan’ny vahoaka mandrakariva ary vao mainka namafisina izany manoloana ny voina nahazo ny mpiray tanindrazana noho ny fiakaran’ny rano nandritra sy taorian’ny ora-mikija teto an-drenivohitra. Mitsinjo manokana ny fahasalaman’ireo...
par | 21 Jan 2022 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
Voin-kava mahatratra, ny Fitondram-panjakana ankehitriny dia eo anilan’ny vahoaka hatrany amin’ izao voina mahazo ny mpiray tanindrazana eto an-drenivohitra izao noho ny fiakaran’ny rano vokatry ny oram-be nikija nandritra ny roa andro izay....
par | 17 Jan 2022 | Actualités, Evènements
Ambohidahy, Alatsinainy 17 janoary 2022 𝐀𝐊𝐎𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐍𝐆𝐀𝐍𝐀N-𝐓𝐒𝐀𝐈𝐍𝐀 Tahaka ny fanaony isaka ny fiandohan’ny herinandro, dia misy hatrany ny toromarika apetraky ny Minisitry ny fahasalamam-bahoaka, Prof RANDRIAMANANTANY Zely Arivelo. Mavesatra ny asa miandry...
par | 1 Jan 2022 | Evènements
Ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka izay eo ambany fitarihan’ Andriamatoa Minisitra Prof. Zely Arivelo RANDRIAMANANTANY dia faly miarahaba antsika rehetra nahatratra ny Taom-baovao 2022. Mirary Taom-pahombiazana ho antsika rehetra Tompoko!...