𝗙𝗔𝗡𝗔𝗩𝗔𝗢𝗭𝗔𝗡𝗔 𝗜𝗥𝗘𝗢 𝗠𝗣𝗜𝗞𝗔𝗠𝗕𝗔𝗡𝗔 𝗘𝗢 𝗔𝗡𝗜𝗩𝗢𝗡’𝗡𝗬 𝗚𝗢𝗩𝗘𝗥𝗡𝗘𝗠𝗔𝗡𝗧𝗔

𝗙𝗔𝗡𝗔𝗩𝗔𝗢𝗭𝗔𝗡𝗔 𝗜𝗥𝗘𝗢 𝗠𝗣𝗜𝗞𝗔𝗠𝗕𝗔𝗡𝗔 𝗘𝗢 𝗔𝗡𝗜𝗩𝗢𝗡’𝗡𝗬 𝗚𝗢𝗩𝗘𝗥𝗡𝗘𝗠𝗔𝗡𝗧𝗔

𝗟𝗮𝗽𝗮𝗺-𝗽𝗮𝗻𝗷𝗮𝗸𝗮𝗻𝗮 𝗜𝗮𝘃𝗼𝗹𝗼𝗵𝗮, 𝗔𝗹𝗮𝗿𝗼𝗯𝗶𝗮 𝟭𝟲 𝗺𝗮𝗿𝘁𝘀𝗮 𝟮𝟬𝟮𝟮 – Nampahafantarina androany tolakandro ireo Mpikambana vaovao mandrafitra ny Governemanta izay tarihan’ Andriamatoa Praiminisitra Christian NTSAY. Voatendry hanohy ny fitantanana ny Ministeran’ny...
𝗔𝗗𝗬 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗧𝗔𝗭𝗢𝗠𝗢𝗞𝗔: 𝗙𝗔𝗠𝗔𝗥𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔 𝗢𝗙𝗜𝗦𝗜𝗔𝗟𝗬 𝗡𝗬 𝗧𝗘𝗧𝗜𝗞𝗔𝗦𝗔 𝗧𝗜𝗣 𝗧𝗢𝗣/𝗝𝗛𝗣𝗜𝗘𝗚𝗢

𝗔𝗗𝗬 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗧𝗔𝗭𝗢𝗠𝗢𝗞𝗔: 𝗙𝗔𝗠𝗔𝗥𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔 𝗢𝗙𝗜𝗦𝗜𝗔𝗟𝗬 𝗡𝗬 𝗧𝗘𝗧𝗜𝗞𝗔𝗦𝗔 𝗧𝗜𝗣 𝗧𝗢𝗣/𝗝𝗛𝗣𝗜𝗘𝗚𝗢

  « 𝗠𝗮𝗱𝗮𝗴𝗮𝘀𝗶𝗸𝗮𝗿𝗮 𝗹𝗮𝘃𝗶𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝘁𝗮𝘇𝗼𝗺𝗼𝗸𝗮 », no lohahevitra novoizina nandritra ny lanonana famaranana tamin’ny fomba ofisialy ny Tetikasa TIP TOP/JHPIEGO sy ny famindram-pitantanana ho an’ny Ministeran’ny fahasalamam-bahoaka hiahy manokana sy...
𝗠𝗔𝗗𝗔𝗚𝗔𝗦𝗜𝗞𝗔𝗥𝗔 𝗠𝗔𝗡𝗔𝗠𝗔𝗙𝗬 𝗡𝗬 𝗔𝗗𝗬 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗖𝗢𝗥𝗢𝗡𝗔𝗩𝗜𝗥𝗨𝗦: 𝗙𝗔𝗡𝗢𝗠𝗕𝗢𝗛𝗔𝗡𝗔 𝗢𝗙𝗜𝗦𝗜𝗔𝗟𝗬 𝗡𝗬 𝗧𝗘𝗧𝗜𝗞𝗔𝗦𝗔 𝗠𝗜𝗔𝗥𝗢𝗩𝗔

𝗠𝗔𝗗𝗔𝗚𝗔𝗦𝗜𝗞𝗔𝗥𝗔 𝗠𝗔𝗡𝗔𝗠𝗔𝗙𝗬 𝗡𝗬 𝗔𝗗𝗬 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗖𝗢𝗥𝗢𝗡𝗔𝗩𝗜𝗥𝗨𝗦: 𝗙𝗔𝗡𝗢𝗠𝗕𝗢𝗛𝗔𝗡𝗔 𝗢𝗙𝗜𝗦𝗜𝗔𝗟𝗬 𝗡𝗬 𝗧𝗘𝗧𝗜𝗞𝗔𝗦𝗔 𝗠𝗜𝗔𝗥𝗢𝗩𝗔

  𝗠𝗼𝗿𝗼𝗻𝗱𝗮𝘃𝗮, 𝟭𝟭 𝗺𝗮𝗿𝘁𝘀𝗮 𝟮𝟬𝟮𝟮 | Tontosa androany tao an-drenivohitry ny Faritra Menabe ny fanombohana ofisialy ny Tetikasa MIAROVA na Miaro Antsika rehetra amin’ny Tranga misy fahasarotana ny vaksiny. Fiaraha-miasa eo amin’ny Ministeran’ny...
𝗠𝗔𝗡𝗢𝗠𝗘 𝗥𝗔̀, 𝗠𝗔𝗠𝗢𝗡𝗝𝗬 𝗔𝗜𝗡𝗔: 𝗞𝗶𝘁𝗮𝗽𝗼𝗻-𝗱𝗿𝗮̀ 𝟲𝟲𝟯𝟮 𝗶𝘀𝗮 𝗵𝗼 𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗠𝗶𝗻𝗶𝘀𝘁𝗲𝗿𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗙𝗮𝗵𝗮𝘀𝗮𝗹𝗮𝗺𝗮𝗺-𝗯𝗮𝗵𝗼𝗮𝗸𝗮 𝗮𝘃𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗠𝗽𝗶𝗮𝗿𝗮-𝗺𝗶𝗼𝗺𝗯𝗼𝗻’𝗮𝗻𝘁𝗼𝗸𝗮 𝗦𝗨𝗥𝗣𝗛𝗔𝗠

𝗠𝗔𝗡𝗢𝗠𝗘 𝗥𝗔̀, 𝗠𝗔𝗠𝗢𝗡𝗝𝗬 𝗔𝗜𝗡𝗔: 𝗞𝗶𝘁𝗮𝗽𝗼𝗻-𝗱𝗿𝗮̀ 𝟲𝟲𝟯𝟮 𝗶𝘀𝗮 𝗵𝗼 𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗠𝗶𝗻𝗶𝘀𝘁𝗲𝗿𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗙𝗮𝗵𝗮𝘀𝗮𝗹𝗮𝗺𝗮𝗺-𝗯𝗮𝗵𝗼𝗮𝗸𝗮 𝗮𝘃𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗠𝗽𝗶𝗮𝗿𝗮-𝗺𝗶𝗼𝗺𝗯𝗼𝗻’𝗮𝗻𝘁𝗼𝗸𝗮 𝗦𝗨𝗥𝗣𝗛𝗔𝗠

  Notanterahina androany faha 10 ny volana Martsa 2022 teo anivon’ny Fitaleavana misahana ny famindrana rà (DTS) Ampefiloha ny fanolorana izany tamin’ny fomba ofisialy. Tsy mikely soroka araka izany ny Fitondram-panjakana ankehitriny mikaroka ireo...