par | 6 Avr 2020 | Actualités
Fanambaran’ny Filoham-pirenena ho an’ny vahoaka malagasy: Tohizana ny hamehana ara-pahasalamana mba hitazonana ny ezaka efa natomboka izay hita fa nahitam-bokany tsara amin’ny fifehezana ny fiparitahan’ny valan’aretina Coronavirus....
par | 6 Avr 2020 | Actualités
Dr RAFALIMANANTSOA Armand Talen’ny DVSSER manazava ny anjara andraikitry ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka amin’ny fanarahamaso sy fisorohana ny fiparitahan’ny valanaretina coronavirus eto Madagasikara. CCO COVID-19 Ivato 05.04.2020 ...
par | 6 Avr 2020 | Actualités
http://www.sante.gov.mg/ministere-sante-publique/wp-content/uploads/2020/04/Pr-Vololontiana-05-Avril.mp4 Cas confirmé vaovao : 01, vehivavy 21 taona, mpandeha tamin’ilay zotram-piaramanidina AF934 izay tonga teto amintsika ny Talata 17 Martsa 2020 lasa teo...
par | 6 Avr 2020 | Actualités
Fanazavana nentin’ Atoa DRS -Menabe mikasika ireo olona narahamaso tao amin’ny Select Hôtel Morondava. Horonantsary: Kaominina Ambonivohitra Morondava ...
par | 6 Avr 2020 | Actualités
Cas confirmé vaovao : 01 izay marihina fa « cas contact », lehilahy 48 taona monina any Toamasina.. TOTAL CAS CONFIRMES: 71 ( 58 amin’izy ireo tsy misy soritr’aretina, 13 kosa misy soritr’aretina). Namoy ny ainy: 00 Sitrana: 00 Fanamarihana: Amin’ny...