par | 27 Mar 2022 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
Toy ny Faritra Atsimo Andrefana, dia isan’ireo nisitraka ny Tetikasa TIP TOP/JHPIEGO ihany koa ireo vehivavy bevohoka ao amin’ny Faritra Vatovavy sy ny Faritra Fitovinany. Ny Tetikasa TIP TOP/JHPIEGO izay fiaraha-miasa teo amin’ny Fitondram-panjakana...
par | 26 Mar 2022 | Actualités
#Pharmacie_de_garde | Semaine du 26 mars au 02 avril 2022 #Antananarivo (Tanà) -Pharmacie VOLAHANTA Lot ll V15 Anosibe 020 22 355 09 -Pharmacie IARIVO Analakely 020 22 224 26 -Pharmacie AMBANIDIA Lot VC 44 bis Ambanidia 020 22 255 50 -Pharmacie MAHAVOKY Besarety 020...
par | 26 Mar 2022 | Actualités, Evènements, Nos réalisations, Projets constructions
𝗔𝗹𝗮𝗸𝗮𝗺𝗶𝘀𝘆 𝟮𝟰 𝗠𝗮𝗿𝘀 𝟮𝟬𝟮𝟮 𝗙𝗮𝗺𝗽𝗶𝘁𝗮𝗺-𝗯𝗮𝗼𝘃𝗮𝗼: DRSP Alaotra Mangoro
par | 26 Mar 2022 | Actualités, Nos réalisations, Projets constructions
𝗔𝗹𝗮𝗸𝗮𝗺𝗶𝘀𝘆 𝟭𝟳 𝗠𝗮𝗿𝘀 𝟮𝟬𝟮𝟮 𝗙𝗮𝗺𝗽𝗶𝘁𝗮𝗺-𝗯𝗮𝗼𝘃𝗮𝗼: DRSP Alaotra Mangoro
par | 24 Mar 2022 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
Fahasalamana ho an’ny rehetra tsy anavahana sokajin-taona » izany no velirano faha-5 napetraky ny Filoham-pirenena Andry RAJOELINA ary ny Ministeran’ny fahasalamam-bahoaka dia manohy ny ezaka rehetra amin’ny fanatanterahana izany. Mihazakazaka ny...