par | 9 Avr 2020 | Actualités
Araka ny fantatsika rehetra dia nifarana ny Alakamisy 09 Aprily 2020 ny fotoana nahafahan’ireo olona izay nahavita fitokana-monina teto Antananarivo namonjy ny toerana niaviany. Isaorana isika Mpiasan’ny Fahasalamana rehetra izay niparitaka nanerana ireo...
par | 9 Avr 2020 | Actualités
MADAGASIKARA MIATRIKA NY CORONAVIRUS Mitohy hatrany ny fampitaovana ireo mpiasan’ny fahasalamana amin’ny fiatrehana ny coronavirus. Anjaran’ny CHUJRB Befelatanana indray ,ny 09 Avril 2020, no nahazo fanampiana avy amin’ny Ministeran’ny...
par | 9 Avr 2020 | Actualités
Tonga nitsidika ny Institut Pasteur de Madagascar ny Minisitra AHMAD Ahmad ny 08 Aprily 2020. Nijery sy nanadihady ny fomba fiasa eo anivon’ity ivotoerana ity ary ihany koa nanaraka ny fizotran’ny fanofanana ireo “Biologiste” Malagasy, ao amin’ny “laboratoire de...
par | 9 Avr 2020 | Actualités
Tonga any Antsohihy ireo fitaovana hiatrehana ny valanaretina...
par | 9 Avr 2020 | Actualités
Araka ny fanambarana nataon’ Andriamatoa Filoham-pirenena dia nanomboka ny 07 Aprily 2020 ka hatramin’ny Alakamisy 09 Aprily 2020 ny fotoana ahafahan’ireo olona nahavita fihibohana mamonjy ny toeram-piaviany. Am-perinasa tanteraka amin’izao...
par | 6 Avr 2020 | Actualités
Efa maro ireo olona notazomina tao amin’ny quarantaine no efa vita test TDR ary négatif dia nomena attestation milaza ny maha-négatif azy ireo ary efa miverina any fiaraha-monina izy sy ny fianakaviany. Fa amin’izao fotoana izao dia 18 no mbola ahihiana...