par | 5 Juin 2020 | Actualités
Taorian’ny tatitra sy fihaonana niarahana tamn’ireo solombavambahoaka omaly tao amin’ny CCI IVato, dia namaly ny antson’ireo Loholona ny Ministry ny Fahasalamambahoaka teny amin’ny Antenimeran-doholona Anosy androany. Fitaterana ireo asa vita hatrany, ary fanehoana...
par | 5 Juin 2020 | Actualités
Nanao tatitra momba ny asa vitan’ny Ministeran’ny fahasalamam-bahoaka, Atoa Minisitra, nandritra ny fihaonanan’ny mpikambana ao amin’ny governemanta tamin’ireo olomboafidin’ny Antenimerampirenena androany, tao amin’ny CCI...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 29 Mai 2020 | Actualités
Ny sigara sy ny paraky dia anisan’ny mahatonga fahafatesana azo sorohana. Tsy ireo mpifoka ihany anefa no misedra izany fa indrindra koa ireo mievoka tsy nahy ny setro-tsigaran’ny hafa. « Ny tanora no hoavin’ny firenena », mila arovana izy ireo....
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 23 Mai 2020 | Actualités
Lahatenin’ Andriamatoa Minisitra ny Fahasalamam-bahoaka, Pr Ahmad AHMAD. « atsaharo ny tsy fitovian’ny lahy sy ny vavy, atsaharo ny tsy fitoviana ara-pahasalamana, tapitra hatreo ny faharovitan’ny tatavia eo ampiterahana »
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 23 Mai 2020 | Actualités
Depuis le 23 mai 2013, les Nations Unies célèbrent la Journée internationale pour l’élimination de la fistule obstétricale, qui vise à sensibiliser la société à cette problématique et à mobiliser l’appui de la communauté internationale. » Mettre fin aux...
par | 22 Mai 2020 | Actualités
Tonga nijery sy nandray tamin’ny fomba ofisialy ireo fanomezana avy amin’ny fondation Jack Ma, teny Ivato Andriamatoa Ministry ny Fahasalamam-bahoaka sy ny Masoivoho Sinoa. Fampitaovana ara-pahasalamana andiany fahatelo natolotrin’ny fondation Jack Ma ho an’i...