par | 21 Sep 2020 | Actualités, Evènements
Nandray ny ambasadaoro Amerikanina sy ny Tale Jeneralin’ny USAID Madagasikara ny Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, Prof RAKOTOVAO Hanitrala Jean Louis, androany 21 Septambra hariva. Nivoitra nandritra ny dinika ny fijerena ireo fiaraha miasa efa nisy hatrizay eo...
par | 21 Sep 2020 | Actualités, Evènements
Akon’ny Fanangana-tsaina: 21 Septambra 2020 Ny avy eo amin’ny ACSQDA indray no nitondra ireo asa vitan’ireo sampandraharaha rehetra sy ireo miandry amin’ity herinando ity. Anisany tena nisongadina tamin’izany ny akon’ny dian’Andriamatoa Minisitra sy ny ekipany...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 11 Sep 2020 | Actualités, Nos réalisations
Mizotra mankany amin’ny fanatsarana ny fitantanana ny eto anivon’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka. Tanjona ny hamerina indray ny fitokisan’ny vahoaka amin’ny Ministera araka ny nambaran’ Andriamatoa Minisitra, nandritra ny « visio-conférence » izay nanomezany...
par | 9 Sep 2020 | Actualités
Madagascar compte 85 nouvelles contaminations, annonce Pr VOLOLONTIANA Hanta, porte-parole du CCO ce mercredi 9 septembre. Ces personnes infectées par le coronavirus ont été localisées dans 11 régions: 22 cas à Analamanga, 16 cas à Alaotra Mangoro, 15 cas à Diana, 14...
par | 7 Sep 2020 | Actualités, Nos réalisations
Toy ny mahazatra isakin’ny Alatsinainy maraina amin’ny 08 ora katroka, dia misy ny fananganantsaina izay tarihan’Andriamatoa Minisitry ny Fahalamambahoaka, eo amin’ny tokotanin’ny Ministera Ambohidahy. Tao anatin’izay dia nisy ny jery todika ny asa vita ny herinandro...
par | 7 Sep 2020 | Actualités, Coronavirus, Nos réalisations
Anatin’ny fanohizana ireo ezaka lehibe ataon’ny Ministeran’ny fahasalamam-bahoaka hanatsaràna ny kalitaon’ny tolotra fanaovam-baksiny eto Madagasikara ny fanànana fitaovana fitahirizana manarapenitra ireo vaksiny. Nanolotra fitaovana ho...