par Vonjy RANDRIANATOANINA | 1 Oct 2020 | Actualités
Ho fampahafantarana ny lalàna misy momba ny ady atao amin’ny fifohana sigara sy ny fihinanana paraky dia nanatanteraka valandresaka ho an’ny mpanao gazety ny teto anivon’ny Ministeran’ny fahasalamam-bahoaka tamin’ny alalan’ny Dr RAVELOJOELIANDRIALBELOARITAFIKA...
par | 28 Sep 2020 | Actualités, Coronavirus
MITOHY NY ADY AMIN’NY « COVID-19 » : « Masque oxygène à haute concentration » 500 isa avy amin’ny « Groupe FILATEX ». Androany maraina dia tonga nanolotra fanampiana hanatsaràna ny ady amin’ny « Covid-19 » ny avy eo anivon’ny « Groupe FILATEX ». « Masque...
par | 28 Sep 2020 | Actualités, Evènements
Nisy ny fidinana tampoka nataon’Andriamatoa Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka sy ireo delegasionina niaraka taminy, teny amin’ny « Service des Urgences, Réa-Néphro, Réa-Med » tao amin’ny Hôpitaly CHUJRA androany 28 Septambra 2020. Nojereny akaiky nandritra izany ny...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 28 Sep 2020 | Actualités
Toy ny fanao isaky ny fanombohan’ny herinandro dia misy ny tatitr’ireo zava-bita sy ireo mbola ho kinasa ataon’ireo foibe na « direction » eto anivon’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka. Anjaran’ny « OFNALAT » na Ofisy nasiônaly miady amin’ny...
par | 25 Sep 2020 | Actualités, Evènements
Ho fiarovana ny zaza amin’ny aretina kitrotro dia manohy ny ezaka ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka miaraka amin’ireo mpiaramiombonantoka aminy amin’ny fanaovana vaksiny ny zaza ahafahana mampitombo ny hery fiarovan’izy ireo. Amin’ity taona ity dia ny volana...