par | 13 Oct 2020 | Actualités, Nos réalisations
Araka ny efa nambaran’Andriamatoa Minisitra, nandritra ny fananganan-tsaina ny Alatsinainy 12 Oktobra 2020, dia nidina ifotony any amin’ny faritra Atsimo izay misy ny ady amin’ny tsy fanjarian-tsakafo ny tenany sy ireo ekipa miaraka aminy. Efa any Amboasary atsimo ny...
par | 12 Oct 2020 | Actualités, Evènements
Toy ny fanao isaky ny Alatsinainy dia ny teo anivon’ny « DLMNT » indray no nanao ny tatitra ny zava-bita sy ny vina hoan’ ity herinandro miantomboka ity. Maro moa ny iraka fa ny tena nanamarika izany dia ny dian’Andriamatoa Ministra ka nahafahany nijery ifotiny ny...
par | 7 Oct 2020 | Actualités, Evènements
Valan-dresaka nataon’ Andriamatoa Minisitra mikasika ny anjara andraikitry ny Ministeran’ny Fahasalamana manoloana ny Tsifanjariantsakafo izay mahazo ireo mpiray Tanindrazana any Atsimo. Sary sy Fanadihadiana: SCM/MSANP
par | 7 Oct 2020 | Actualités, Coronavirus
Fanazavana avy amin’Andriamatoa Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, Prof. RAKOTOVAO Hanitrala Jean Louis, momba ny fanomezana avy amin’ny « Chambre de Commerce Chine-Afrique de Whenzhou (CCAW) », izay mpiaramiombonantoka amin’ny « Fondation de l’amour...
par | 6 Oct 2020 | Actualités, Coronavirus
Tsapa sy hita maso ankehitriny fa mahomby ny paik’ady rehetra napetraka hiadiana amin’ny valanaretina CORONAVIRUS, ao anatin’izany anefa dia tsy tokony hiraviravy tanana ny tsirairay hitazomana ny fahombiazana ka tsy tokony adinoina ny manohy ireo fihetsika sakana...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 6 Oct 2020 | Actualités
Io maraina io dia nisy ny fihaonan’ Andriamatoa Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, Prof. RAKOTOVAO HANITRALA Jean Louis, tamin’ ireo « Chef CSB » miisa 43 mandrafitra ny Distrika Taolagnaro. Nambarany tamin’izany ireo vina dimy hitondrany ny...