par | 26 Oct 2020 | Actualités, Evènements
AKON’NY FANANGANAN-TSAINA : Alatsinainy 26 Oktobra 2020 Anjaran’ny « DVSSER » androany no nitondra ny tatitra ny asa vita sy ny vina ho an’ity herinandro mitsidika ity. Hita tao anatin’izany fa betsaka ireo asa atrehin’ny Ministera, anisan’izany ny ady amin’ny...
par | 19 Oct 2020 | Actualités
Ny avy eo amin’ny « UCP » no nitondra ireo zava-bita nandritra ny herinandro lasa teo sy ireo vina ho tanterahina amin’ity herinandro vaovao ity. Nisongadina tamin’izany ireo asa fitiliana sy fanisana ary fandraisana an-tanana ireo olona izay iharan’ny...
par | 15 Oct 2020 | Actualités, Evènements
« Tànana madio, fahaslamana ho an’ny rehetra » Nandray anjara ny Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, Prof. RAKOTOVAO Hanitrala Jean Louis, sy ireo delegasiona miaraka aminy any amin’ny Faritra Atsimo Sary: DGMP/MSANP
par | 15 Oct 2020 | Actualités, Evènements
« Tsy eto Antananarivo ny biraoko » hoy Andriamatoa Minisitra « fa any atsimo, any izao ny ady ». Mitohy ary mizotra tsara ireo asa tanterahin’ny Minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka manoloana ny ady amin’ny tsifanjariantsakafo any atsimo. Ny Alarobia 14 Oktobra 2020...
par | 14 Oct 2020 | Actualités, Projets constructions
Notontosaina ny 14 Oktobra 2020 ny fametrahana ny vato fototra ho fanamarihana ny fanombohan’ny asa fanorenana ny trano fonenan’ny mpiasan’ny CSB U Maintirano. Roa volana no hamitana izany trano izany. # fanatsarana ny fotodrafitr’asan’ny...
par | 14 Oct 2020 | Actualités, Projets constructions
CSB Mahatsara, SDSP Ambatondrazaka Lohalaharana ao anatin’ny Vina 05 voizin’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka ny fananganana sy fanatsaràna ireo fotodrafitrasa toy ny toeram-pitsaboana sy ny trano hipetrahan’ireo Mpiasan’ny fahasalamana any amin’ireny toerana ireny...