par Vonjy RANDRIANATOANINA | 12 Nov 2020 | Actualités
Ny hanome fahasalamana ho an’ny rehetra tsy ankanavaka no tanjon’ny Fitondram-panjakana ankehitriny. Tsy mitsaha-mikaro-bahaolana amin’ny fomba hanatanterahana izany ny Ministeran’ny fahasalamam-bahoaka sy ireo mpiara-miombonantoka aminy, araka ny toromarika...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 11 Nov 2020 | Actualités, Coronavirus
Notanterahina nanomboka omaly ary hifarana rahampitso 12 novambra 2020 ao amin’ny Hotel Colbert Antaninarenina ny fivoriana fanaon’ny « CTR » ao anatin’ny « réseau SEGA /COI ». Fivoriana fanao isan-taona izay andraisan’ireo teknisianina misahana ny fahasalamana eny...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 10 Nov 2020 | Actualités
Tontosa io tolakandro io ny fihaonana andiany voalohany izay niarahan’ny Fitaleavana misahana ny serasera (Dir.Com) eto anivon’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka sy ireo tomponandraikitry ny serasera (Point Focal en Communication/Direction). Fihaonana izay...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 9 Nov 2020 | Actualités
Manao tohy vakana ireo mpiara-miombonantoka maneho ny fahavononany hiara-hiasa hatrany amin’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka. Tonga nanao fitsidihana ombam-panajana sy niarahaba an’Andriamatoa Ministra ny Fahasalamam-bahoaka, Prof. RAKOTOVAO Hanitrala Jean Louis...
par | 5 Nov 2020 | Actualités
Tafiditra tanteraka amin’ny vanim-potoana mampirongatra ny valanaretina pesta isika amin’izao fotoana izao, raha hoarina amin’ny taona lasa kosa anefa dia nahitana fihenana ny tahan’ny trangana pesta. Na dia izany ary mbola misy 54 ireo...
par | 2 Nov 2020 | Actualités, Evènements
Anjaran’ny « DRH » androany no nitondra ny tatitra ny asa vita sy ny vina ho an’ity herinandro mitsidika ity. Noresahana tamin’izany ny fisian’ny fandraisana mpiasan’ny fahasalamana izay hiarahana amin’ny ACCESS sy ny ASOS, ny fankalazana ny andro iraisampirenena ho...