par | 7 Déc 2020 | Actualités
Araky ny tetiandrom-pandaminana dia anjaran’ny CNSS (Caisse Nationale de Solidarité pour la Santé) no nitondra ny tatitra mahakasika ireo asa vita sy izay mbola hoatrehana ho amin’ity herinandro vaovao ity. Ny CNSS dia seha-pikambanana tahirim-bola iray ahafahana...
par | 4 Déc 2020 | Actualités
Décision n° 6087/2020-MSANP portant ouverture du recrutement de trois (03) Entomologistes médicaux titulaires d’un diplôme de Master 2 auprès du Programme National de Lutte contre le Paludisme du Ministère de la Santé Publique. Veuillez bien lire les instructions....
par | 4 Déc 2020 | Actualités
Décision n° 6086/2020-MSANP portant ouverture du recrutement de deux (02) Techniciens Entomologistes titulaires d’un diplôme de Licence auprès des Directions Régionales de la Santé Publique d’Analamanga et de Vakinankaratra du Ministère de la Santé Publique. Veuillez...
par | 4 Déc 2020 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
Taorinan’ny CHU Ambohimiandra, CHUMET Tsaralalana, CHUJR Befelatànana, CHU Tanambao Tuléar, dia notokanana tamin’ny fomba ofisialy androany Zoma 4 desambra 2020 ny toerana « Sakaizan’ny vaksiny » eo anivon’ny hopitaly Joseph Ravohangy...
par | 2 Déc 2020 | Actualités, Evènements
Nankalazaina omaly 01 desambra 2020 ny andro manerantany amin’ny ady amin’ny SIDA, izay notontosaina omaly tao amin’ny Le Pavé Antaninarenina, niarahan’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka sy ireo mpiara-mamiombon’antoka toy ny OMS...
par | 2 Déc 2020 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
Ny Centre Hospitalier de Référence Régionale (CHRR) Anosy no nandrombaka ny laharana voalohany tamin’ny fifaninanana fametrahana fenitra arak’asa (mise en place de standard de service) izay nokarakarain’ny Bianco tany amin’ny faritra Anosy teo amin’ny...