par | 21 Déc 2020 | Actualités
Ny avy eo amin’ny Fitantanana ny Fampiroboroboana ny Fahasalamana no nitondra ny tatitra ny zava-bita ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka nandritra herinandro teo amin’ny fotoana fanomezam-boninahitra ny sainam-pirenena Malagasy anio . Amin’ny maha tompon’andraikitra...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 16 Déc 2020 | Actualités, Nos réalisations
Antoka iray ahafahana misoroka sy mandresy ny valanaretina ihany koa ny fahaizana manabe ny vahoaka hanana fomba fiainana ara-pahasalamana. Mitana anjara toerana lehibe amin’izay fanabeazana ny vahoaka izay ny mpanao gazety sy ny mpampita vaovao amin’ny...
par | 16 Déc 2020 | Actualités, Evènements
Le Haut Conseil pour la Défense de la Démocratie et de l’État de Droit (HCDDED) organise un atelier portant essentiellement sur les domaines du HCDDED sur fond de covid-19. Les professionnels de medias ont été conviés au lancement de cet atelier ce 15...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 11 Déc 2020 | Actualités, Nos réalisations
Nanomboka omaly ary hifarana ny faha 17 desambra 2020 ho avy izao. Fiaraha-miasa eo amin’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka sy ny SALFA FLM. Angady nananàna izao fitsaboana mitsinjo vahoaka izao moa Ramatoa « Médecin Inspecteur » Fandriana, Ramatoa...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 11 Déc 2020 | Actualités, Nos réalisations
Mitohy ny ady amin’ny kolikoly eto anivon’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka, araka ny toromarika avy amin’ Andriamatoa Minisitra, Prof. RAKOTOVAO HANITRALA Jean Louis. Voahosotra ho laharana faharoa amin’izay ady amin’ny kolikoly...
par | 7 Déc 2020 | Actualités, Nos réalisations
Rehefa avy nandalo tao amin’ny Faritra Androy dia nitohy eto Amboasary Faritra Anosy ny fivoriana fandrindrana asa izay nataon’ireo mpikambana ao amin’ny Governemanta tarihin’ny Andriamatoa Praiminisitra, izay ahitana ny Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka,ny Minisitry...