par Vonjy RANDRIANATOANINA | 30 Déc 2020 | Actualités, Coronavirus, Evènements
𝐇𝐨 𝐟𝐢𝐬𝐚𝐨𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐤𝐚𝐬𝐢𝐭𝐫𝐚𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐌𝐩𝐢𝐚𝐬𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐡𝐚𝐬𝐚𝐥𝐚𝐦𝐚𝐧𝐚 𝐫𝐞𝐡𝐞𝐭𝐫𝐚 𝐦𝐚𝐧𝐞𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐍𝐨𝐬𝐲 𝐭𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐳𝐚𝐯𝐚-𝐛𝐢𝐭𝐚 𝐧𝐚𝐧𝐝𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐢𝐳𝐚𝐲 𝐞𝐟𝐚-𝐛𝐨𝐥𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐢𝐭𝐚𝐧𝐭𝐚𝐧𝐚𝐧𝐲 𝐧𝐲 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐭𝐞𝐫𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐡𝐚𝐬𝐚𝐥𝐚𝐦𝐚𝐦-𝐛𝐚𝐡𝐨𝐚𝐤𝐚 𝐢𝐳𝐚𝐲 𝐝𝐢𝐚 𝐧𝐢𝐭𝐚𝐟𝐚 𝐭𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐌𝐩𝐢𝐚𝐫𝐚-𝐦𝐢𝐚𝐬𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧𝐲 𝐞𝐭𝐨 𝐚𝐧𝐢𝐯𝐨𝐧’𝐧𝐲 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐭𝐞𝐫𝐚 𝐅𝐨𝐢𝐛𝐞, 𝐀𝐧𝐝𝐫𝐢𝐚𝐦𝐚𝐭𝐨𝐚...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 29 Déc 2020 | Actualités
Hisorohana ny fanapoizinana ara-tsakafo amin’izao fiatrehana ny Fety sy Asaramanitra izao. 𝐍𝐲 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐭𝐞𝐫𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐡𝐚𝐬𝐚𝐥𝐚𝐦𝐚𝐦-𝐛𝐚𝐡𝐨𝐚𝐤𝐚 𝐝𝐢𝐚 𝐦𝐢𝐫𝐚𝐫𝐲 𝐟𝐞𝐭𝐲 𝐟𝐢𝐧𝐚𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐡𝐨 𝐚𝐧𝐭𝐬𝐢𝐤𝐚 𝐫𝐞𝐡𝐞𝐭𝐫𝐚! #Fisorohana_ny_fanapoizinana_ara_tsakafo #MSANP_ACSQDA...
par | 28 Déc 2020 | Actualités
Toy ny mahazatra dia natao teto antokotanin’ny Ministera ny fananganana ny fanevam-pirenena anio 28 desambra 2020. Ny Tale Jeneralin’ny Tolotra ara-pahasalamana no nisolo tena an’Andriamatoa Minisitra, nitondra ny teny fiarahabana ny mpiara miasa rehetra nahatratra...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 28 Déc 2020 | Actualités
𝐀𝐨 𝐚𝐧𝐚𝐭𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐨𝐦𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐅𝐞𝐭𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐫𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐨𝐧𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟎 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐢𝐬𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐓𝐚𝐨𝐦-𝐛𝐚𝐨𝐯𝐚𝐨 𝟐𝟎𝟐𝟏 𝐭𝐚𝐧𝐭𝐞𝐫𝐚𝐤𝐚 𝐢𝐬𝐢𝐤𝐚 𝐢𝐳𝐚𝐨. 𝐀𝐧𝐢𝐬𝐚𝐧’𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐬𝐚𝐤𝐚𝐟𝐨 𝐚𝐧𝐤𝐚𝐟𝐢𝐡𝐢𝐳𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐦𝐚𝐫𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧𝐭𝐬𝐢𝐤𝐚 𝐧𝐲 𝐦𝐚𝐢𝐨𝐧𝐞𝐳𝐲. 𝐒𝐚𝐤𝐚𝐟𝐨 𝐦𝐚𝐭𝐬𝐢𝐫𝐨 𝐬𝐲 𝐭𝐚𝐤𝐚𝐭𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐡𝐞𝐟𝐚-𝐦𝐢𝐯𝐢𝐝𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐫𝐞𝐡𝐞𝐭𝐫𝐚...
par | 22 Déc 2020 | Actualités, Nos réalisations
Androany 22 desambra no andro fanamarinana ho Sakaizan’ny WASH ny Tobimpahasalamana eny anivon’ny kaominina Andoharanofotsy. Maro tokoa ny dingana efa nolalovan’izy ireo vao tody soa amin’izao andro anio izao. Koa tsara ny mampahafantatra fa ny paikady...
par | 21 Déc 2020 | Actualités
Nitafa sy nidinika niaraka tamin’ny Ambasadaoron’ny Sina vaovao eto Madagasikara ny Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, Prof.RAKOTOVAO HANITRALA Jean Louis, Androany 21 Desambra 2020. Nivoitra nandritra ny dinika fa mitohy ary hihatsara ny fiaraha-miasa eo amin’ny...