𝐓𝐎𝐋𝐎𝐓𝐑𝐀 𝐀𝐑𝐀-𝐏𝐀𝐇𝐀𝐒𝐀𝐋𝐀𝐌𝐀𝐍𝐀 𝐌𝐀𝐍𝐀𝐊𝐀𝐈𝐊𝐘 𝐕𝐀𝐇𝐎𝐀𝐊𝐀 -𝐊𝐀𝐎𝐌𝐈𝐍𝐈𝐍𝐀 𝐁𝐎𝐍𝐆𝐀𝐓𝐒𝐀𝐑𝐀 – 𝐅𝐀𝐑𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐀𝐍𝐀𝐋𝐀𝐌𝐀𝐍𝐆𝐀

𝐓𝐎𝐋𝐎𝐓𝐑𝐀 𝐀𝐑𝐀-𝐏𝐀𝐇𝐀𝐒𝐀𝐋𝐀𝐌𝐀𝐍𝐀 𝐌𝐀𝐍𝐀𝐊𝐀𝐈𝐊𝐘 𝐕𝐀𝐇𝐎𝐀𝐊𝐀 -𝐊𝐀𝐎𝐌𝐈𝐍𝐈𝐍𝐀 𝐁𝐎𝐍𝐆𝐀𝐓𝐒𝐀𝐑𝐀 – 𝐅𝐀𝐑𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐀𝐍𝐀𝐋𝐀𝐌𝐀𝐍𝐆𝐀

  Taorian’ny Kaominina Ambanivohitra Sandrandahy, Faritra Amoron’i Mania sy ny Kaominina Maevatanana, Faritra Betsiboka dia ny Kaominina Ambanivohitra Bongatsara no nampiantrano ny tolotra ara-pahasalamana manakaiky vahoaka izay nokarakarain’ny...
𝐌𝐀𝐇𝐄𝐅𝐀 𝐌𝐈𝐀𝐑𝐀𝐊𝐀: 𝐍𝐈𝐓𝐀𝐓𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐈𝐑𝐄𝐎 𝐕𝐎𝐊𝐀𝐓𝐑𝐘 𝐍𝐘 𝐏𝐀𝐈𝐊’𝐀𝐃𝐘 𝐍𝐎𝐕𝐎𝐋𝐀𝐕𝐎𝐋𝐀𝐈𝐍𝐀 𝐍𝐄𝐍𝐓𝐈𝐍𝐀 𝐍𝐀𝐌𝐏𝐈𝐑𝐎𝐁𝐎𝐑𝐎𝐁𝐎𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐇𝐀𝐒𝐀𝐋𝐀𝐌𝐀𝐍𝐀 𝐄𝐍𝐘 𝐈𝐅𝐎𝐓𝐎𝐍𝐘

𝐌𝐀𝐇𝐄𝐅𝐀 𝐌𝐈𝐀𝐑𝐀𝐊𝐀: 𝐍𝐈𝐓𝐀𝐓𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐈𝐑𝐄𝐎 𝐕𝐎𝐊𝐀𝐓𝐑𝐘 𝐍𝐘 𝐏𝐀𝐈𝐊’𝐀𝐃𝐘 𝐍𝐎𝐕𝐎𝐋𝐀𝐕𝐎𝐋𝐀𝐈𝐍𝐀 𝐍𝐄𝐍𝐓𝐈𝐍𝐀 𝐍𝐀𝐌𝐏𝐈𝐑𝐎𝐁𝐎𝐑𝐎𝐁𝐎𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐇𝐀𝐒𝐀𝐋𝐀𝐌𝐀𝐍𝐀 𝐄𝐍𝐘 𝐈𝐅𝐎𝐓𝐎𝐍𝐘

𝐌𝐀𝐇𝐄𝐅𝐀 𝐌𝐈𝐀𝐑𝐀𝐊𝐀: 𝐍𝐈𝐓𝐀𝐓𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐈𝐑𝐄𝐎 𝐕𝐎𝐊𝐀𝐓𝐑𝐘 𝐍𝐘 𝐏𝐀𝐈𝐊’𝐀𝐃𝐘 𝐍𝐎𝐕𝐎𝐋𝐀𝐕𝐎𝐋𝐀𝐈𝐍𝐀 𝐍𝐄𝐍𝐓𝐈𝐍𝐀 𝐍𝐀𝐌𝐏𝐈𝐑𝐎𝐁𝐎𝐑𝐎𝐁𝐎𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐇𝐀𝐒𝐀𝐋𝐀𝐌𝐀𝐍𝐀 𝐄𝐍𝐘 𝐈𝐅𝐎𝐓𝐎𝐍 Nifarana tamin’ity taona 2021 ity ny tetikasa Mahefa Miaraka izay novatsian’ny USAID vola. Ny Talata 22 jona 2021 no...
ADY AMIN’NY VIH/SIDA : TETIKASA NMF2

ADY AMIN’NY VIH/SIDA : TETIKASA NMF2

43 700 no isan’ny fitiliana vita Olona miisa 6 741 kosa no mitondra ny tsimok’aretina VIH ka arahin’ireo mpitsabo ny toem-pahasalamany 5 885 kosa no mihinana fanafody ARV Ampahany amin’ireo vokatra notanterina nandritra ny atrik’asa,...
𝐀𝐃𝐘 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐓𝐀𝐙𝐎𝐌𝐎𝐊𝐀: 𝐇𝐎 𝐀𝐕𝐘 𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐙𝐀𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐋𝐀𝐘 𝐅𝐀𝐎𝐁𝐄

𝐀𝐃𝐘 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐓𝐀𝐙𝐎𝐌𝐎𝐊𝐀: 𝐇𝐎 𝐀𝐕𝐘 𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐙𝐀𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐋𝐀𝐘 𝐅𝐀𝐎𝐁𝐄

Hanao fizarana faobe lay misy odimoka maharitra isika amin’ity taona ity manerana ny faritra 21 eto Madagasikara. Hisy ny fanisana olona isan-tokantrano, koa arakaraky ny isan’olona ao an-trano ny anjara lay ho azony. Omena tapakila na « coupon » hatakalo lay isika,...
𝐓𝐎𝐋𝐎𝐓𝐑𝐀 𝐀𝐑𝐀-𝐏𝐀𝐇𝐀𝐒𝐀𝐋𝐀𝐌𝐀𝐍𝐀 𝐌𝐀𝐍𝐀𝐊𝐀𝐈𝐊𝐘 𝐕𝐀𝐇𝐎𝐀𝐊𝐀-𝐅𝐀𝐑𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐀𝐌𝐎𝐑𝐎𝐍’𝐈 𝐌𝐀𝐍𝐈𝐀

𝐓𝐎𝐋𝐎𝐓𝐑𝐀 𝐀𝐑𝐀-𝐏𝐀𝐇𝐀𝐒𝐀𝐋𝐀𝐌𝐀𝐍𝐀 𝐌𝐀𝐍𝐀𝐊𝐀𝐈𝐊𝐘 𝐕𝐀𝐇𝐎𝐀𝐊𝐀-𝐅𝐀𝐑𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐀𝐌𝐎𝐑𝐎𝐍’𝐈 𝐌𝐀𝐍𝐈𝐀

Olona miisa 1196 no nisitraka maimaimpoana ny tolotra ara-pahasalamana manakaiky vahoaka izay notanterahana tao amin’ny Kaominina Sandrandahy, Distrikan’i Fandriana, Faritra Amoron’i Mania, omaly Zoma 19 jona 2021, teo ambany fitarihan’ Andriamatoa Minisitry ny...