par | 13 Juin 2021 | Actualités, Nos réalisations, Projets constructions
𝐀𝐊𝐎𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐊𝐀𝐎𝐍𝐀𝐍-𝐃𝐎𝐇𝐀 𝐋𝐄𝐇𝐈𝐁𝐄 𝐈𝐅𝐎𝐓𝐎𝐍𝐘: 𝐅𝐚𝐧𝐚𝐭𝐚𝐧𝐭𝐞𝐫𝐚𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐚𝐬𝐚 𝐯𝐢𝐧𝐚 𝐟𝐚𝐦𝐩𝐚𝐧𝐝𝐫𝐨𝐬𝐨𝐚𝐧𝐚 𝐅𝐚𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐀𝐭𝐬𝐢𝐦𝐨. 𝐓𝐨𝐥𝐚𝐠𝐧𝐚𝐫𝐨, 𝟏𝟏-𝟏𝟐 𝐉𝐨𝐧𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟏 𝐅𝐨𝐲𝐞𝐫 𝐂𝐀𝐌𝐏 𝐅𝐋𝐀𝐂𝐎𝐔𝐑𝐓 SEHATRY NY FAHASALAMANA Ankoatra ny fandrindram-piterahana maimaimpoana dia CSB miisa 21 sy Hôpitaly Manarapenitra...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 10 Juin 2021 | Actualités, Coronavirus, Nos réalisations
Fividianana fanafody,fitaovana, ary ireo kojakoja entina miaro tena (EPI), ireo tamin’ny ankapobeny no niompanan’ny famoaham-bolan’ny Ministeran’ny fahasalamam-bahoaka, tamin’ny alalan’ny “𝐔𝐧𝐢𝐭𝐞́ 𝐝𝐞 𝐂𝐨𝐨𝐫𝐝𝐢𝐧𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐝𝐞𝐬 𝐏𝐫𝐨𝐣𝐞𝐭𝐬 (𝐔𝐂𝐏)”, nandritra ny fiatrehana ny...
par | 10 Juin 2021 | Actualités
Tatitry ny Filankevitry ny Minisitra natao ny alarobia 9 jona 2021 Source : Présidence de la République de Madagascar
par | 9 Juin 2021 | Actualités
Décision N° 2568/2021-MSANP fixant la liste des trois (03) Sages-femmes retenues pour le recrutement par contractualisation auprès de la Région Androy dans le cadre de renforcement des effectifs des Centres SONU, financé par l’UNFPA.
par | 7 Juin 2021 | Actualités, Coronavirus
Ho fampiharana ny toromarika avy amin’ Andriamatoa Filoha Andry RAJOELINA mikasika ny fanarahamaso ny fahasalaman’ireo olona mivezivezy amin’ny alalan’ny zotram-piaramanidina anatiny dia tonga nijery ny fanatanterahana izany teny amin’ny...
par | 31 Mai 2021 | Actualités, Coronavirus, Nos réalisations
Nisitraka ny « Prime exceptionnelle covid-19 » avy amin’ny Filohan’ny Repoblika, Andry RAJOELINA ihany koa ireo mpiasan’ny fahasalamana nandray an-tanana mivantana ny fitsaboana ireo mararin’ny covid-19 tany an-toerana. Tonga nanolotra sy...