ADY AMIN’NY VIH/SIDA : TETIKASA NMF2

ADY AMIN’NY VIH/SIDA : TETIKASA NMF2

43 700 no isan’ny fitiliana vita Olona miisa 6 741 kosa no mitondra ny tsimok’aretina VIH ka arahin’ireo mpitsabo ny toem-pahasalamany 5 885 kosa no mihinana fanafody ARV Ampahany amin’ireo vokatra notanterina nandritra ny atrik’asa,...
𝐀𝐃𝐘 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐓𝐀𝐙𝐎𝐌𝐎𝐊𝐀: 𝐇𝐎 𝐀𝐕𝐘 𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐙𝐀𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐋𝐀𝐘 𝐅𝐀𝐎𝐁𝐄

𝐀𝐃𝐘 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐓𝐀𝐙𝐎𝐌𝐎𝐊𝐀: 𝐇𝐎 𝐀𝐕𝐘 𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐙𝐀𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐋𝐀𝐘 𝐅𝐀𝐎𝐁𝐄

Hanao fizarana faobe lay misy odimoka maharitra isika amin’ity taona ity manerana ny faritra 21 eto Madagasikara. Hisy ny fanisana olona isan-tokantrano, koa arakaraky ny isan’olona ao an-trano ny anjara lay ho azony. Omena tapakila na « coupon » hatakalo lay isika,...
𝐓𝐎𝐋𝐎𝐓𝐑𝐀 𝐀𝐑𝐀-𝐏𝐀𝐇𝐀𝐒𝐀𝐋𝐀𝐌𝐀𝐍𝐀 𝐌𝐀𝐍𝐀𝐊𝐀𝐈𝐊𝐘 𝐕𝐀𝐇𝐎𝐀𝐊𝐀-𝐅𝐀𝐑𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐀𝐌𝐎𝐑𝐎𝐍’𝐈 𝐌𝐀𝐍𝐈𝐀

𝐓𝐎𝐋𝐎𝐓𝐑𝐀 𝐀𝐑𝐀-𝐏𝐀𝐇𝐀𝐒𝐀𝐋𝐀𝐌𝐀𝐍𝐀 𝐌𝐀𝐍𝐀𝐊𝐀𝐈𝐊𝐘 𝐕𝐀𝐇𝐎𝐀𝐊𝐀-𝐅𝐀𝐑𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐀𝐌𝐎𝐑𝐎𝐍’𝐈 𝐌𝐀𝐍𝐈𝐀

Olona miisa 1196 no nisitraka maimaimpoana ny tolotra ara-pahasalamana manakaiky vahoaka izay notanterahana tao amin’ny Kaominina Sandrandahy, Distrikan’i Fandriana, Faritra Amoron’i Mania, omaly Zoma 19 jona 2021, teo ambany fitarihan’ Andriamatoa Minisitry ny...