𝐅𝐚𝐧𝐚𝐨𝐯𝐚𝐦-𝐛𝐚𝐤𝐬𝐢𝐧𝐲 𝐦𝐚𝐡𝐚𝐳𝐚𝐭𝐫𝐚: 𝐍𝐚𝐡𝐢𝐭𝐚̀𝐧𝐚 𝐟𝐢𝐡𝐞𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐡𝐚𝐧𝐲 𝐚𝐫𝐚𝐤𝐚 𝐧𝐲 𝐯𝐚𝐥𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐝𝐢𝐡𝐚𝐝𝐢𝐚𝐧𝐚 𝐄𝐂𝐕 𝟐𝟎𝟐𝟏

𝐅𝐚𝐧𝐚𝐨𝐯𝐚𝐦-𝐛𝐚𝐤𝐬𝐢𝐧𝐲 𝐦𝐚𝐡𝐚𝐳𝐚𝐭𝐫𝐚: 𝐍𝐚𝐡𝐢𝐭𝐚̀𝐧𝐚 𝐟𝐢𝐡𝐞𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐡𝐚𝐧𝐲 𝐚𝐫𝐚𝐤𝐚 𝐧𝐲 𝐯𝐚𝐥𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐝𝐢𝐡𝐚𝐝𝐢𝐚𝐧𝐚 𝐄𝐂𝐕 𝟐𝟎𝟐𝟏

Nahitàna fidinany ny tahan’ny fanaovam-baksiny mahazatra (15) ho an’ny zaza latsaky ny 5 taona eto amintsika, araka ny valin’ny fanadihadiana ECV natao momba izany tamin’ity taona ity. « Raha 76% ny tahan’ny fahavitan’ny vaksiny...
𝐀𝐃𝐘 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐂𝐎𝐕𝐈𝐃-𝟏𝟗: 𝐓𝐬𝐲 𝐦𝐛𝐨𝐥𝐚 𝐭𝐚𝐟𝐢𝐝𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐞𝐭𝐨 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐢𝐤𝐚𝐫𝐚 𝐧𝐲 « 𝐕𝐚𝐫𝐢𝐚𝐧𝐭 𝐃𝐞𝐥𝐭𝐚 »

𝐀𝐃𝐘 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐂𝐎𝐕𝐈𝐃-𝟏𝟗: 𝐓𝐬𝐲 𝐦𝐛𝐨𝐥𝐚 𝐭𝐚𝐟𝐢𝐝𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐞𝐭𝐨 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐢𝐤𝐚𝐫𝐚 𝐧𝐲 « 𝐕𝐚𝐫𝐢𝐚𝐧𝐭 𝐃𝐞𝐥𝐭𝐚 »

👍 Vahinin’ny Fandaharana « Lazao ny marina » tao amin’ny Televisiona Malagasy ny alin’ny Alarobia 14 jolay 2021, Andriamatoa Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka. ⭕Nandritra izany no nanambarany fa manaramaso akaiky ny fivoaran’ny valanaretina coronavirus eto...
𝐌𝐈𝐍𝐈𝐒𝐈𝐓𝐑𝐘 𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐇𝐀𝐒𝐀𝐋𝐀𝐌𝐀𝐌-𝐁𝐀𝐇𝐎𝐀𝐊𝐀: 𝐍𝐀𝐍𝐀𝐙𝐀𝐕𝐀 𝐌𝐀𝐇𝐀𝐊𝐀𝐒𝐈𝐊𝐀 𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐃𝐎𝐀𝐕𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐊𝐀𝐑𝐀𝐌𝐀𝐍’𝐈𝐑𝐄𝐎 𝐎𝐋𝐎𝐍𝐀 𝐍𝐈𝐀𝐒𝐀 𝐓𝐄𝐍𝐘 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐂𝐓𝐂-𝟏𝟗 𝐒𝐘 𝐇Ô𝐓𝐄𝐋𝐒-𝐇Ô𝐏𝐈𝐓𝐀𝐔𝐗

𝐌𝐈𝐍𝐈𝐒𝐈𝐓𝐑𝐘 𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐇𝐀𝐒𝐀𝐋𝐀𝐌𝐀𝐌-𝐁𝐀𝐇𝐎𝐀𝐊𝐀: 𝐍𝐀𝐍𝐀𝐙𝐀𝐕𝐀 𝐌𝐀𝐇𝐀𝐊𝐀𝐒𝐈𝐊𝐀 𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐃𝐎𝐀𝐕𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐊𝐀𝐑𝐀𝐌𝐀𝐍’𝐈𝐑𝐄𝐎 𝐎𝐋𝐎𝐍𝐀 𝐍𝐈𝐀𝐒𝐀 𝐓𝐄𝐍𝐘 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐂𝐓𝐂-𝟏𝟗 𝐒𝐘 𝐇Ô𝐓𝐄𝐋𝐒-𝐇Ô𝐏𝐈𝐓𝐀𝐔𝐗

Tao anatin’ny ady amin’ny valanaretina Coronavirus, maro ireo fepetra noraisin’ny fitondram-panjakana hanamorana ny fiatrehana ny « 2ème vague ». Miisa 7 ireo CTC-19 nosokafana, nisy ireo trano fandraisam-bahiny navadika ho hopitaly vonjimaika. 800...
𝐓𝐀𝐓𝐈𝐓𝐑𝐘 𝐍𝐘 𝐀𝐒𝐀 𝐕𝐈𝐓𝐀 𝐍𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐍𝐘 𝐇𝐄𝐑𝐈𝐍𝐀𝐍𝐃𝐑𝐎 𝐅𝐀𝐇𝐀 𝟎𝟓 𝐇𝐀𝐓𝐑𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝟎𝟗 𝐉𝐎𝐋𝐀𝐘 𝟐𝟎𝟐𝟏 𝐓𝐄𝐓𝐎 𝐀𝐍𝐈𝐕𝐎𝐍’𝐍𝐘 𝐌𝐈𝐍𝐈𝐒𝐓𝐄𝐑𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐇𝐀𝐒𝐀𝐋𝐀𝐌𝐀𝐌-𝐁𝐀𝐇𝐎𝐀𝐊𝐀

𝐓𝐀𝐓𝐈𝐓𝐑𝐘 𝐍𝐘 𝐀𝐒𝐀 𝐕𝐈𝐓𝐀 𝐍𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐍𝐘 𝐇𝐄𝐑𝐈𝐍𝐀𝐍𝐃𝐑𝐎 𝐅𝐀𝐇𝐀 𝟎𝟓 𝐇𝐀𝐓𝐑𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝟎𝟗 𝐉𝐎𝐋𝐀𝐘 𝟐𝟎𝟐𝟏 𝐓𝐄𝐓𝐎 𝐀𝐍𝐈𝐕𝐎𝐍’𝐍𝐘 𝐌𝐈𝐍𝐈𝐒𝐓𝐄𝐑𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐇𝐀𝐒𝐀𝐋𝐀𝐌𝐀𝐌-𝐁𝐀𝐇𝐎𝐀𝐊𝐀

I. ZAVA-BITA FIDINANA IFOTONY NIARAHANA TAMIN’ANDRIAMATOA MINISITRA: Fihaonana ho fitadiavana vahaolana mifandraika amin’ny fitantanana ny fanafody sy kojakojam-panafody ao amin’ny FANOME sy ny programa, niarahana tamin’ny ekipan’ny EMAR Analamanga, EMAD...
𝐅𝐀𝐍𝐀𝐓𝐒𝐀𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐓𝐎𝐋𝐎𝐓𝐑𝐀 𝐀𝐑𝐀-𝐏𝐀𝐇𝐀𝐒𝐀𝐋𝐀𝐌𝐀𝐍𝐀: 𝐍𝐈𝐓𝐒𝐈𝐃𝐈𝐊𝐀 𝐍𝐘 𝐂𝐒𝐁 𝐈𝐈 𝐀𝐌𝐁𝐎𝐇𝐈𝐃𝐑𝐎𝐀 𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐀𝐌𝐀𝐓𝐎𝐀 𝐌𝐈𝐍𝐈𝐒𝐈𝐓𝐑𝐘 𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐇𝐀𝐒𝐀𝐋𝐀𝐌𝐀𝐌-𝐁𝐀𝐇𝐎𝐀𝐊𝐀

𝐅𝐀𝐍𝐀𝐓𝐒𝐀𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐓𝐎𝐋𝐎𝐓𝐑𝐀 𝐀𝐑𝐀-𝐏𝐀𝐇𝐀𝐒𝐀𝐋𝐀𝐌𝐀𝐍𝐀: 𝐍𝐈𝐓𝐒𝐈𝐃𝐈𝐊𝐀 𝐍𝐘 𝐂𝐒𝐁 𝐈𝐈 𝐀𝐌𝐁𝐎𝐇𝐈𝐃𝐑𝐎𝐀 𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐀𝐌𝐀𝐓𝐎𝐀 𝐌𝐈𝐍𝐈𝐒𝐈𝐓𝐑𝐘 𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐇𝐀𝐒𝐀𝐋𝐀𝐌𝐀𝐌-𝐁𝐀𝐇𝐎𝐀𝐊𝐀

Nosafidian’ny Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, Pr RAKOTOVAO Hanitrala Jean Louis ny CSB II Ambohidroa omaly Alatsinainy 12 jolay 2021, nanaovana fidinana ifotony sy nitsidihana ireo mpiasan’ny fahasalamana eny amin’ny CSB II Ambohidroa. Taorian’ny...