par | 27 Août 2021 | Actualités, Evènements
Ny Masoivohon’ny Firenena Sinoa no noraisin’Andriamatoa Minisitra ny Fahasalamam-bahoaka voalohany nandritra izay fotoana nandraisany ny fitantanana ny Ministera izay. Nohamafisina hatrany ny fiara-miasa eo amin’ny roa tonta. Anisan’ny nitondra...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 27 Août 2021 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
Fiaraha-miasa ho fanatsaràna ny Fahasalamam-bahoaka Tontosa androany Zoma 27 Aogositra 2021 tao amin’ny efitrano fivorian’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka Ambohidahy ny fanaovan-tsonia ho fanavaozam-piaraha-miasa eo amin’ny Fanjakana Malagasy...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 26 Août 2021 | Actualités, Coronavirus
GuideUtilisation – Certificat Vaccination Mada.
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 22 Août 2021 | Actualités
Nidina tampoka teny anivon’ny hopitalim-panjakana CHUJRB Befelatanana, Andriamatoa Minisitry ny fahasalamam-bahoaka, Prof. Zely Arivelo RANDRIAMANANTANY androany maraina. Nandeha teny amin’ny CSB 2 Ambohipo ihany koa ny tenany tamin’ny atoandro....
par | 20 Août 2021 | Actualités, Coronavirus, Evènements
Seranam-piaramanidina Iraisam-pirenena Ivato – Zoma 20 Aogositra 2021 Araka ny efa nambaran’ Andriamatoa Filohan’ny Repoblika, Andry RAJOELINA dia nigadona io maraina io teny amin’ny Seranam-piaramanidina Iraisam-pirenena Ivato, ny Zotram-piaramanidina nitondra...
par | 17 Août 2021 | Actualités, Coronavirus, Nos réalisations
Mizotra tsara ny fanaovam-baksiny andiany faharoa izay tanterahina manomboka androany etsy amin’ny Vaccinodrome CHUJRA Ampefiloha. Marihana fa ireo olona izay nisitraka ny fanaovam-baksiny covishield andiany voalohany ny andron’ny faha 10 may 2021 ka...