par | 31 Août 2021 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
Mitohy ny ady amin’ny valanaretina Covid-19, mirindran-dalana amin’izany ihany koa ny fanamafisana ny rafi-pahasalamana ho fanatanterahana ny velirano fahadimy. Manao tohy vakana ireo mpiaramiombonantoka mifanome tanana amin’ny Fanjakana Malagasy...
par | 30 Août 2021 | Actualités, Evènements
Toy ny mahazatra, mandritra ny fananganan-tsaina no fotoana iray entin’ny Minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka hanaovana ny tatitry ny asa vita ny herinandro lasa sy ireo kinasa ho amin’ny herinandro ho avy. Ny fitaleavana misahana ny serasera no...
par | 29 Août 2021 | Actualités, Nos réalisations
👉Teo anivon’ny faritra Itasy, distrikan’Arivonimamo no nanatanterahan’Andriamatoa Ministry ny Fahasalamam-bahoaka ny fitsidihana tampoka ifotony androany 29 Aogositra 2021. 🏥Nandritra izany dia toeram-pitsaboana telo samihafa no notsidihana dia ny toeram-pitsaboana...
par | 29 Août 2021 | Actualités, Nos réalisations
Nitohy teto amin’ny CSB 1 Masikamalona, ny fidinana tampoka izay tanterahin’ Andriamatoa Ministry ny Fahasalamam-bahoaka aty amin’ny distrikan’ Arivonimamo, Faritra ITASY amin’izao Alahady izao. Tsy miova ny tanjona, tohizana ny ezaka efa natomboka amin’ny fanatsaràna...
par | 29 Août 2021 | Actualités, Nos réalisations
Mitsidika ny CSB 1 ALATSINAINY LOHARANO – SDSP Arivonimamo – DRSP Itasy, Andriamatoa Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka amin’izao fotoana izao. Tanjona araka ny nambarany ny hijerena mivantana ny zava-misy eny ifotony, ahafahana mitondra ny...
par | 28 Août 2021 | Actualités, Coronavirus
Mizotra tsara ny fanaovam-baksiny covishield andiany faharoa. Anisan’ny nisitraka izany ny avy ao amin’ny ONG ASOS Madagascar izay isan’ireo mpiaramiombonantoka akaiky amin’ny Ministeran’ny Fahalamam-bahoaka amin’ny fanatsarana ny Fahasalamana eny ifotony....