AKON’NY FANANGANAN-TSAINA Alatsinainy 06 Septambra 2021

AKON’NY FANANGANAN-TSAINA Alatsinainy 06 Septambra 2021

Niainga omaly Alahady avy eny Iavoloha ny « Caravane médicale » hanolotra fitsaboana maimaim-poana ho an’ireo vahoaka any amin’ny Faritra Alaotra Mangoro sy ny Faritra Antsinanana, ambany fitarihan’ny Fiadidiana ny Repoblika amin’ny alalan’ny « Direction des Affaires...
DGFS BEFELATANANA: FAMINDRAM- PITANTANANA

DGFS BEFELATANANA: FAMINDRAM- PITANTANANA

Tontosa androany maraina ny famindram-pitantanana teo amin’ny DGFS teo aloha, Prof. RANDRIAMANANTANY Zely Arivelo izay lasa Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka ankehitriny sy ny DGFS vaovao, Dr Rado RAZAFIMAHATRATRA izay Talen’ny CHU Anosiala teo aloha,...
FIARAHAMIASA MADAGASIKARA sy ROYAUME-UNI

FIARAHAMIASA MADAGASIKARA sy ROYAUME-UNI

  Noraisin’ Andriamatoa Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka Prof. Zely Arivelo RANDRIAMANANTANY, teto amin’ny Birao fiasany Ambohidahy, ny Masoivohon’ i Royaume-Uni miasa eto Madagasikara, SEM David William Ashley. Ny mikasika ny Fiarahamiasa eo amin’ny sehatry ny...
ADY AMIN’NY TAZOMOKA

ADY AMIN’NY TAZOMOKA

Mizotra tsara ny hetsika fizarana foabe maimaimpona Lay misy odimoka maharitra hiarovana ny vahoaka malagasy amin’ny aretina tazomoka izay anisan’ireo aretina mbola miteraka taham-pahafatesana ambony eto amintsika. Anisan’ny nisitraka izany ireo...