par | 10 Sep 2021 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
Velirano faha-5 nifanaovan’ny Filohan’ny Repoblika tamin’ny vahoaka Malagasy ny « Fahasalamana ho an’ny rehetra tsy ankanavaka ». Ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka dia miandany izany Velirano izany, ary mametraka ho laharam-pahamehana ny fanomezana tolotra...
par | 8 Sep 2021 | Actualités, Nos réalisations
Nitsidika nijery ny CHRD eto Vatomandry ny Tale Jeneraly misahana ny Tolotra ara-pahasalama manaja ny maha olona io folakandro io niaraka tamin’ireo mpikambana eo anivon’ny kabinetra sy ny Talen’ny Fitaliavana misahana ny Famindrana rà eto...
par | 8 Sep 2021 | Actualités, Nos réalisations
Ho fanamafasina ny ady amin’ny valan’aretina pesta izay napetraky ny fitondram-panjakana amin’ny alalan’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka izay entina hamehezana ny valan’aretina pesta dia nanantanteraka fidinana ifotony teo anivon’ny CSB Miandrandra...
par | 7 Sep 2021 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
Migadona eto amin’ny Distrikan’ny Vatomandry ny caravane médicale. Nafana tanteraka ny fandraisana ny fiara bé miaraka amin’ny fitaovana raitra hanolotra ny fahasalamana ho an’ny rehetra. Nanomboka avy hatrany ny fikaonan-doha hanamasana ny...
par | 6 Sep 2021 | Actualités
Mitohy ny ezaka ataon’ny fitondram-panjakana amin’ny fanatsarana ny rafi-pahasalamana, anisan’izany ny fanamafisana ny fenitra ara-tsakafo ho an’ny vahoaka. Misy arak’izany ireo fifanarahana arak’asa iarahan’ny Ministera sy ireo mpiara miombon’antoka aminy, dia ny...
par | 6 Sep 2021 | Actualités
Niainga omaly Alahady avy eny Iavoloha ny « Caravane médicale » hanolotra fitsaboana maimaim-poana ho an’ireo vahoaka any amin’ny Faritra Alaotra Mangoro sy ny Faritra Antsinanana, ambany fitarihan’ny Fiadidiana ny Repoblika amin’ny alalan’ny « Direction des Affaires...