par | 6 Oct 2021 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
𝐁𝐞𝐭𝐫𝐨𝐤𝐚, 𝟎𝟒 𝐨𝐤𝐭𝐨𝐛𝐫𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟏 Mitohy hatrany ny ezaka ataon’ny Fitondram-panjakana ankehitriny amin’ny alalan’ny Ministeran’ny fahasalamam-bahoaka, amin’ny fanatsàrana ny kalitaon’ny tolotra ara-pahasalamana omena ny vahoaka, na aiza na...
par | 6 Oct 2021 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
Ny Zoma 1 oktobra 2021, nandritra ny fitsidihan’ny Filoham-pirenena mivady sy ny delegasiona notarihiny, ny tany amin’ny Faritra Atsimo, no nitokanana tamin’ny Fomba ôfisialy ny CSB II Manarapenitra Maroalopoty, ao amin’ny distrikan’ny Ambovombe, Faritra...
par | 5 Oct 2021 | Actualités
𝐕𝐨𝐧𝐨𝐧𝐚 𝐡𝐚𝐭𝐫𝐚𝐧𝐲 𝐡𝐚𝐧𝐨𝐡𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐚𝐫𝐚𝐡𝐚-𝐦𝐢𝐚𝐬𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 𝐌𝐚𝐥𝐚𝐠𝐚𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 𝐉𝐚𝐩𝐨𝐧𝐞𝐲 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐚𝐥𝐚𝐥𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐭𝐞𝐭𝐢𝐤𝐚𝐬𝐚𝐦-𝐩𝐚𝐧𝐝𝐫𝐨𝐬𝐨𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐚𝐫𝐨 𝐬𝐚𝐡𝐚𝐧𝐢𝐧𝐲. 𝐓𝐚𝐟𝐢𝐝𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐚𝐧𝐚𝐭𝐢𝐧’𝐢𝐳𝐚𝐧𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐦𝐚𝐟𝐢𝐬𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐫𝐚𝐟𝐢-𝐩𝐚𝐡𝐚𝐬𝐚𝐥𝐚𝐦𝐚𝐧𝐚 𝐞𝐭𝐨 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐢𝐤𝐚𝐫𝐚. Noraisin’ny...
par | 5 Oct 2021 | Actualités, Evènements
Laharam-pahamehan’ny Ministeran’ny fahasalamam-bahoaka hatrany ny fanatanterahana ny velirano fahadimy « fahasalamana ho an’ny daholobe tsy anavahana sokajin-taona ». Nanantitrantitra ny Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka Prof. RANDRIAMANANTANY Zely...
par | 30 Sep 2021 | Actualités, Nos réalisations
Mitohy ny fampitaovana ny Tobimpahasalamana miankina amin’ny fanjakana izay imasoan’ny Fitondram-panjakana ankehitriny amin’ny alalan’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka sy ireo Mpiaramiombonantoka aminy ho fanatanterahana ny Velirano...
par | 29 Sep 2021 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
Noho ny fanatanterahana ny vina sy paik’ady amin’ny fandrindram-piainam-pianakaviana eto Madagasikara izay isan’ireo Velirano faha-5 nataon’ny Filohampirenena Andry RAJOELINA dia voahosotra ho Tompondaka amin’izany aty amin’ny kaontinanta...