par | 21 Oct 2021 | Actualités, Evènements
𝗡𝗮𝗻𝗼𝗹𝗼𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗹𝗼𝘇𝗮𝗺-𝗽𝗶𝗳𝗮𝗺𝗼𝗶𝘃𝗼𝗶𝘇𝗮𝗻𝗮 𝗻𝗶𝘀𝗲𝗵𝗼 𝗼𝗺𝗮𝗹𝘆 𝗵𝗮𝗿𝗶𝘃𝗮 𝘁𝗮𝗼 𝗠𝗮𝗿𝗼𝘃𝗼𝗮𝘆 𝗠𝗼𝗿𝗮𝗺𝗮𝗻𝗴𝗮, 𝗥𝗡 𝟰𝟰 𝐝𝐢𝐚 𝐧𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐲 𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐢𝐤𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐚𝐯𝐲 𝐡𝐚𝐭𝐫𝐚𝐧𝐲 𝐧𝐲 𝗠𝗶𝗻𝗶𝘀𝘁𝗲𝗿𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗙𝗮𝗵𝗮𝘀𝗮𝗹𝗮𝗺𝗮𝗺-𝗯𝗮𝗵𝗼𝗮𝗸𝗮 𝘁𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗮𝗹𝗮𝗹𝗮𝗻’𝗻𝘆 « 𝗙𝗼𝗻𝗱𝘀 𝗱’𝘂𝗿𝗴𝗲𝗻𝗰𝗲 » 𝗶𝘇𝗮𝘆 𝘃𝗮𝗼 𝗻𝗮𝗽𝗲𝘁𝗿𝗮𝗸’ 𝗔𝗻𝗱𝗿𝗶𝗮𝗺𝗮𝘁𝗼𝗮 𝗙𝗶𝗹𝗼𝗵𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗥𝗲𝗽𝗼𝗯𝗹𝗶𝗸𝗮 𝗔𝗻𝗱𝗿𝘆...
par | 20 Oct 2021 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
Mitohy ny fampitaovana sy ny fanatsarana ireo Tobimpahasalamana miankina amin’ny fanjakana manerana ny Nosy ho fanolorana tolotra tsara kalitao sy mendrika ho an’ny vahoaka eny Ifotony. Anisan’ireo nisitraka izany ny Laboratoara ao amin’ny CHRR...
par | 20 Oct 2021 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
Nanomboka omaly 19 oktobra 2021 dia nametrahana toerana voatokana hanaovana vaksiny « AstraZeneca » sy « Janssen » ao amin’ny toby fiantsonan’ ny taksibrosy eo Andohatapenaka. Maharitra telo andro ny hetsika, ary ireo izay misafidy ny hanao vaksiny dia hisitraka izany...
par | 20 Oct 2021 | Actualités
Vahoaka maro no tonga namaly ny antso nandritra ny andro voalohany omaly 19 oktobra 2021, nahitàna tolotra ara-pahasalamana maro karazana sy maimaimpoana, ary fampisehoana ireo fomba fiasa eo anivon’ny Hôpitaly. Tonga nanokatra ny fotoana tamin’ny fomba ôfisialy teny...
par | 19 Oct 2021 | Actualités, Nos réalisations
Ho famanafisana hatrany ny ady amin’ny Covid-19, dia novatsiana fitaovana GENEXPERT ny Tobim-pahasalamana miankina amin’ny Fanjakana, sy toeram-pitiliana miisa 50 eto Madagasikara, indrindra ireo eny anivon’ny Faritra. Ny 30 amin’ireo fitaovana vaovao ireo no efa...
par | 19 Oct 2021 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
𝗖𝗛𝗨𝗝𝗥𝗔 𝗔𝗺𝗽𝗲𝗳𝗶𝗹𝗼𝗵𝗮 I Nankalaza ny “Andro manerantany iadiana amin’ny fanaintainana”, andiany faha-13 isika eto Madagasikara omaly Alatsinainy 18 oktôbra 2021 . Nomarihina tamin’ny tolotra maimaimpoana eo amin’ny lafiny fizahana sy fitsaboana ary fizarana fanafody izany...