par | 1 Déc 2021 | Actualités, Coronavirus, Nos réalisations
Manoloana ny fiakaran’ny isan’ny olona vaovao voamarina fa mitondra ny tsimokaretina Covid-19 ato amin’ny Faritra Analamanga sy ho fisorohana ny fiparitahan’ny valanaretina, ny Fitondram-panjakana amin’ny alalan’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka sy ny ekipan’ny...
par | 1 Déc 2021 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
𝗔𝗻𝗮𝗹𝗮𝗸𝗲𝗹𝘆, 𝟬𝟭 𝗱𝗲𝘀𝗮𝗺𝗯𝗿𝗮 𝟮𝟬𝟮𝟭 | Toy ireo firenena maro manerantany dia anisan’ny nanamarika izany koa isika eto Madagasikara tetsy amin’ny « PARVIS HOTEL DE VILLE » Analakely androany. Hetsika izay nokarakarain’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka, ary...
par | 30 Nov 2021 | Actualités, Nos réalisations
Anisan’ireo fanamby lehibe ao anatin’ny Velirano fahadimin’ny Filohan’ny Repoblika Andry RAJOELINA, ny fampihenàna ny taha-pahafatesan’ny reny sy ny zaza. Paik’ady iray enti-manatanteraka izany ny fanarahamaso ny fahasalaman’ny Reny sy ny zaza...
par | 26 Nov 2021 | Actualités, Nos réalisations
𝗟𝗮𝗽𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗞𝗮𝗼𝗺𝗶𝗻𝗮 𝗠𝗶𝗮𝗿𝗶𝗻𝗮𝗿𝗶𝘃𝗼 – 𝟮𝟲 𝗻𝗼𝘃𝗮𝗺𝗯𝗿𝗮 𝟮𝟬𝟮𝟭 | 𝘝𝘢𝘪𝘯𝘥𝘰𝘩𝘢𝘯-𝘥𝘳𝘢𝘩𝘢𝘳𝘢𝘩𝘢𝘯’𝘯𝘺 𝘍𝘪𝘵𝘰𝘯𝘥𝘳𝘢𝘮-𝘱𝘢𝘯𝘫𝘢𝘬𝘢𝘯𝘢 𝘢𝘯𝘬𝘦𝘩𝘪𝘵𝘳𝘪𝘯𝘺 𝘯𝘺 𝘧𝘢𝘯𝘢𝘵𝘴𝘢𝘳𝘢𝘯𝘢 𝘯𝘺 𝘍𝘢𝘩𝘢𝘴𝘢𝘭𝘢𝘮𝘢𝘮-𝘣𝘢𝘩𝘰𝘢𝘬𝘢 𝘢𝘳𝘢𝘬𝘢 𝘯𝘺 𝘝𝘦𝘭𝘪𝘳𝘢𝘯𝘰 𝘧𝘢𝘩𝘢𝘥𝘪𝘮𝘺 𝘪𝘻𝘢𝘺 𝘯𝘢𝘵𝘢𝘰𝘯’𝘯𝘺 𝘍𝘪𝘭𝘰𝘩𝘢𝘯’𝘯𝘺 𝘙𝘦𝘱𝘰𝘣𝘭𝘪𝘬𝘢 𝘈𝘯𝘥𝘳𝘺 𝘙𝘈𝘑𝘖𝘌𝘓𝘐𝘕𝘈 𝘵𝘢𝘮𝘪𝘯’𝘯𝘺...
par | 25 Nov 2021 | Actualités, Evènements
Tonga nanao fitsidihana ombam-panajàna an’ Andriamatoa Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, Prof. RANDRIAMANANTANY Zely Arivelo teto amin’ny Birao fiasany Ambohidahy androany tolakandro, ny Masoivohon’ny Firenena Frantsay miasa sy monina eto...
par | 25 Nov 2021 | Actualités, Coronavirus
Vaindohan-draharahan’ny Fitondram-panjakana ankehitriny ny fiarovana ny vahoaka manoloana ny valan’aretina. Anisan’ireo paik’ady azo antoka entina miatrika izany fanaovam-baksiny manampy ny fanajana ireo fepetra sakana sy ny fampiasana ny CVO...