par | 21 Jan 2022 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
Voin-kava mahatratra, ny Fitondram-panjakana ankehitriny dia eo anilan’ny vahoaka hatrany amin’ izao voina mahazo ny mpiray tanindrazana eto an-drenivohitra izao noho ny fiakaran’ny rano vokatry ny oram-be nikija nandritra ny roa andro izay....
par | 17 Jan 2022 | Actualités, Evènements
Ambohidahy, Alatsinainy 17 janoary 2022 𝐀𝐊𝐎𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐍𝐆𝐀𝐍𝐀N-𝐓𝐒𝐀𝐈𝐍𝐀 Tahaka ny fanaony isaka ny fiandohan’ny herinandro, dia misy hatrany ny toromarika apetraky ny Minisitry ny fahasalamam-bahoaka, Prof RANDRIAMANANTANY Zely Arivelo. Mavesatra ny asa miandry...
par | 16 Jan 2022 | Actualités
#Pharmacie_de_garde | Semaine du 15 au 22 Janvier 2022 #Antananarivo (Tanà) -Pharmacie lARIVO Analakely en face Institut d’hygiène sociale 020 22 224 26/ 020 22 699 19 034 16 326 06 -Pharmacie d’AMBANIDIA Ambanidia 020 22 255 50/ 033 05 255 50 -Pharmacie...
par | 16 Jan 2022 | Actualités, Coronavirus, Nos réalisations
Ny Fitondram-panjakana malagasy amin’ny alalan’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka dia tsy mitsahatra manao ny ezaka rehetra mba hiadiana amin’ity valanaretina Covid-19 ity, sy hiarovana ny ain’ny vahoaka manoloana izany. Ho fisorohana sy ho...
par | 21 Déc 2021 | Actualités, Coronavirus, Evènements
𝗔𝗗𝗬 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗖𝗢𝗩𝗜𝗗-𝟭𝟵 : 𝗗𝗜𝗦𝗧𝗥𝗜𝗞𝗔𝗡’𝗜 𝗦𝗔𝗜𝗡𝗧𝗘 𝗠𝗔𝗥𝗜𝗘 Nidina ifotony nijery ny fanamafisana ny fanarahamaso ara-pahasalamana eny anivon’ny seranam-piaramanidina sy ny seranan-tsambo ao amin’ny Disitrikan’i Sainte Marie, Faritra Analanjirofo ny delegasiona avy eto...
par | 20 Déc 2021 | Actualités, Coronavirus, Evènements, Nos réalisations
Manomboka anio Alatsinainy 20 desambra 2021 ny fanaovana ny vaksiny Pfizer ho an’ny olona feno 18 taona no miakatra izay tsy mbola nanao vaksiny miaro amin’ny Covid-19 eto Antananarivo Renivohitra, Antananarivo Atsimondrano, Antananarivo Avaradrano. Ireto avy...