par | 24 Jan 2022 | Actualités
𝗔𝗺𝗯𝗼𝗵𝗶𝗱𝗮𝗵𝘆, 𝗔𝗹𝗮𝘁𝘀𝗶𝗻𝗮𝗶𝗻𝘆 𝟮𝟰 𝗷𝗮𝗻𝗼𝗮𝗿𝘆 𝟮𝟬𝟮𝟮 I Tontosa androany tolakandro teto amin’ny efitrano fivorian’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka ny famindram-pitantanana teo amin’ny Sekretera Jeneraly teo aloha, Dr RAKOTONANDRASANA Adolphe sy ny Sekretera Jeneraly vaovao, Dr...
par | 23 Jan 2022 | Actualités
#Pharmacie_de_garde | Semaine du 22 au 29 Janvier 2022 #Antananarivo (Tanà) -Pharmacie la PROVIDENCE Andohan’Analakely (près ex cinema Rex) 020 26 407 27/034 52 002 90/ 033 13 481 42 -Pharmacie RALISON Antanimena 034 44 429 51 -Pharmacie RASOLONJATOVO Anosy en...
par | 23 Jan 2022 | Actualités
𝐅𝐀𝐍𝐀𝐌𝐁𝐀𝐑𝐀𝐍𝐀 🔴Ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka dia manameloka tanteraka ny herisetra amin’ny endriny rehetra, atao amin’ny Mpiasan’ny fahasalamana, na aiza na aiza misy azy. 🔴Mitsabo sy mamonjy ny ain’ny mpiara-belona ny mpiasan’ny Fahasalamana, antsoina andro dia...
par | 22 Jan 2022 | Actualités, Coronavirus, Nos réalisations
Manoloana ny voina nitranga teto amin’ny faritra Analamanga, noho ny fiakaran’ny rano vokatry ny rotsakorana, dia tsy mitazam-potsiny ny Fitondram-panjakana amin’ny alalan’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka fa nametraka ireo mpitsabo na mpizaha fahasalamana...
par | 21 Jan 2022 | Actualités
TATITRY NY FILANKEVITRY NY MINISITRA NATAO TAO AMIN’NY LAPAM-PANJAKANA AMBOHITSOROHITRA – ZOMA 21 JANOARY 2022 II-FANENDRENA MPIASAM-PANJAKANA AMBONY MINISITERAN’NY FAHASALAMAM-BAHOAKA • Noraisina ny didim-panjakana manafoana ny didim-panjakana laharana...
par | 21 Jan 2022 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
Ny Fitondram-panjakana dia eo anilan’ny vahoaka mandrakariva ary vao mainka namafisina izany manoloana ny voina nahazo ny mpiray tanindrazana noho ny fiakaran’ny rano nandritra sy taorian’ny ora-mikija teto an-drenivohitra. Mitsinjo manokana ny fahasalaman’ireo...