par | 28 Jan 2022 | Actualités, Evènements
𝗡𝗮𝗻𝗼𝗹𝗼𝘁𝗿𝗮 𝗳𝗮𝗻𝗮𝗳𝗼𝗱𝘆 𝗵𝗼 𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗠𝗶𝗻𝗶𝘀𝘁𝗲𝗿𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗙𝗮𝗵𝗮𝘀𝗮𝗹𝗮𝗺𝗮𝗺-𝗯𝗮𝗵𝗼𝗮𝗸𝗮 𝗻𝘆 𝗙𝗶𝗮𝗻𝗮𝗸𝗮𝘃𝗶𝗮𝗺-𝗯𝗲𝗻’𝗻𝘆 𝗙𝗮𝗿𝗺𝗮𝘀𝗶𝗮𝗻𝗶𝗻𝗮 𝗲𝘁𝗼 𝗠𝗮𝗱𝗮𝗴𝗮𝘀𝗶𝗸𝗮𝗿𝗮. 𝗔𝗺𝗯𝗼𝗵𝗶𝗱𝗮𝗵𝘆, 𝗔𝗹𝗮𝗸𝗮𝗺𝗶𝘀𝘆 𝟮𝟳 𝗷𝗮𝗻𝗼𝗮𝗿𝘆 𝟮𝟬𝟮𝟮 |Manao tohi-vakana ireo Mpiara-miombon’antoka, maneho firaisankina manome tanana...
par | 27 Jan 2022 | Actualités, Coronavirus, Evènements, Nos réalisations
Singa manana anjara toerana lehibe eo amin’ny fahazoana ny fahasalamana tomombana sy ara-kalitao ny fahadiovana. Nisy araka izany io maraina io ny fampitaovana hoentina manadio ny toerana eny amin’ny CTC-19 Village Voara izay vokatry ny fiaraha miasa teo amin’ny...
par | 27 Jan 2022 | Actualités, Coronavirus, Nos réalisations
Misokatra hatrany amin’ny fiaraha-miasa ny Fitondram-panjakana ankehitriny amin’ny fanatanterahana ny velirano fahadimy sy ny fiarovana ny vahoaka manoloana ny valanaretina COVID 19. Nanolotra « Genexpert 4 modules » miaraka amin’ny kojakoja...
par | 27 Jan 2022 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
𝗠𝗜𝗔𝗦𝗔 𝗡𝗬 𝗠𝗣𝗜𝗔𝗦𝗔𝗡’𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗛𝗔𝗦𝗔𝗟𝗔𝗠𝗔𝗡𝗔 – « 𝗖𝗟𝗜𝗡𝗜𝗤𝗨𝗘 𝗠𝗢𝗕𝗜𝗟𝗘 » 𝗠𝗔𝗥𝗢 𝗠𝗜𝗧𝗘𝗧𝗬 𝗜𝗦𝗔𝗡𝗔𝗡𝗗𝗥𝗢 𝗜𝗥𝗘𝗢 𝗧𝗢𝗕𝗬 𝗙𝗔𝗡𝗗𝗥𝗔𝗜𝗦𝗔𝗡𝗔 𝗧𝗥𝗔𝗕𝗢𝗜𝗡𝗔 Ankasitrahana feno ny ASSOCIATION FITIA sy ny » Direction des Affaires Sociales et Politiques de la Présidence – DASP » ary ny...
par | 27 Jan 2022 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
Fahasalamana Manakaiky Vahoaka Tonga nijery ny zava-misy iainan’ny vahoaka traboina tao amin’ny Distrikan’i Moramanga, faritra Alaotra Mangoro, ny Filoham-pirenena Andry RAJOELINA omaly, nandritra ny fidinany tany an-toerana, notronin’ireo tomponandraikitra samihafa...
par | 25 Jan 2022 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
𝗠𝗜𝗡𝗜𝗦𝗧𝗘𝗥𝗔𝗡’ 𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗛𝗔𝗦𝗔𝗟𝗔𝗠𝗔𝗠-𝗕𝗔𝗛𝗢𝗔𝗞𝗔 𝗘𝗢 𝗔𝗡𝗜𝗟𝗔𝗡𝗔𝗢 𝗛𝗔𝗧𝗥𝗔𝗡𝗬 Mitombo isa ireo toerana natokana handraisana ireo traboina ary miezaka mametraka ny lamina rehetra ahafahana mandray an-tanana ny fahasalaman’izy ireo ny Fitondram-panjakana amin’ny alalan’ny...