𝗠𝗜𝗡𝗜𝗦𝗜𝗧𝗥𝗬 𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗛𝗔𝗦𝗔𝗟𝗔𝗠𝗔𝗠-𝗕𝗔𝗛𝗢𝗔𝗞𝗔: 𝗡𝗜𝗗𝗜𝗡𝗔 𝗜𝗙𝗢𝗧𝗢𝗡𝗬 𝗧𝗔𝗡𝗬 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗥𝗜𝗧𝗥𝗔 𝗜𝗧𝗔𝗦𝗬

𝗠𝗜𝗡𝗜𝗦𝗜𝗧𝗥𝗬 𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗛𝗔𝗦𝗔𝗟𝗔𝗠𝗔𝗠-𝗕𝗔𝗛𝗢𝗔𝗞𝗔: 𝗡𝗜𝗗𝗜𝗡𝗔 𝗜𝗙𝗢𝗧𝗢𝗡𝗬 𝗧𝗔𝗡𝗬 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗥𝗜𝗧𝗥𝗔 𝗜𝗧𝗔𝗦𝗬

Amin’ny maha « Ministre Coach » azy dia nidina ifotony tany amin’ny Faritra Itasy androany, ny Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, Prof. RANDRIAMANANTANY Zely Arivelo nijery ny zava-misy teo anivon’ny faritra araka ny toromarika avy amin’ny...
𝗙𝗜𝗔𝗥𝗔𝗛𝗔-𝗠𝗜𝗘𝗡𝗧𝗔𝗡𝗔 𝗛𝗢 𝗙𝗔𝗡𝗔𝗥𝗘𝗡𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗛𝗔𝗦𝗜𝗠𝗕𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗔𝗧𝗘𝗥𝗔𝗞𝗬 𝗡𝗬 𝗥𝗜𝗩𝗢𝗗𝗢𝗭𝗔 𝗕𝗔𝗧𝗦𝗜𝗥𝗔𝗬

𝗙𝗜𝗔𝗥𝗔𝗛𝗔-𝗠𝗜𝗘𝗡𝗧𝗔𝗡𝗔 𝗛𝗢 𝗙𝗔𝗡𝗔𝗥𝗘𝗡𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗛𝗔𝗦𝗜𝗠𝗕𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗔𝗧𝗘𝗥𝗔𝗞𝗬 𝗡𝗬 𝗥𝗜𝗩𝗢𝗗𝗢𝗭𝗔 𝗕𝗔𝗧𝗦𝗜𝗥𝗔𝗬

Anisan’ireo Faritra nahitana fahasimbana maro vokatry ny fandalovan’ny rivodoza Batsirai ihany koa ny Faritra Matsiatra Ambony. Nidina ifotony nijery ny zava-misy tany an-toerana, omaly sy androany Alarobia 09 febroary 2022, ary nitondra fanampiana avy...
𝗠𝗔𝗟𝗔𝗚𝗔𝗦𝗬 𝗧𝗦𝗬 𝗛𝗢 𝗙𝗔𝗧𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗧𝗔𝗭𝗢𝗠𝗢𝗞𝗔: 𝗙𝗜𝗙𝗔𝗡𝗜𝗡𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔 𝗦𝗘𝗞𝗢𝗟𝗬 𝗠𝗜𝗔𝗗𝗬 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗧𝗔𝗭𝗢𝗠𝗢𝗞𝗔 𝗧𝗔𝗢𝗠-𝗣𝗜𝗔𝗡𝗔𝗥𝗔𝗡𝗔 𝟮𝟬𝟮𝟭-𝟮𝟬𝟮𝟮

𝗠𝗔𝗟𝗔𝗚𝗔𝗦𝗬 𝗧𝗦𝗬 𝗛𝗢 𝗙𝗔𝗧𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗧𝗔𝗭𝗢𝗠𝗢𝗞𝗔: 𝗙𝗜𝗙𝗔𝗡𝗜𝗡𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔 𝗦𝗘𝗞𝗢𝗟𝗬 𝗠𝗜𝗔𝗗𝗬 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗧𝗔𝗭𝗢𝗠𝗢𝗞𝗔 𝗧𝗔𝗢𝗠-𝗣𝗜𝗔𝗡𝗔𝗥𝗔𝗡𝗔 𝟮𝟬𝟮𝟭-𝟮𝟬𝟮𝟮

Fifaninanana sary ho an’ny sekoly rehetra, ambaratonga Voalohany sy Faharoa, na miankina na tsy miankina amin’ny fanjakana. Distrika 54 ao anatiny faritra 19 no voakasika ny fifaninanana : Amoron’i Mania : Ambatofinandrahana Alaotra Mangoro : Ambatondrazaka,Anosibe...
𝗔𝗗𝗬 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗖𝗢𝗩𝗜𝗗-𝟭𝟵: 𝗙𝗔𝗡𝗢𝗟𝗢𝗥𝗔𝗡𝗔 « 𝗘𝗣𝗜 » 𝗦𝗬 𝗞𝗢𝗝𝗔𝗞𝗢𝗝𝗔 𝗛𝗢 𝗔𝗡’𝗡𝗬 𝗟𝗔𝗕𝗢𝗥𝗔𝗧𝗢𝗔𝗥𝗔 𝗔𝗩𝗬 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 « 𝗙𝗢𝗡𝗗𝗔𝗧𝗜𝗢𝗡 𝗠𝗘𝗥𝗜𝗘𝗨𝗫 »

𝗔𝗗𝗬 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗖𝗢𝗩𝗜𝗗-𝟭𝟵: 𝗙𝗔𝗡𝗢𝗟𝗢𝗥𝗔𝗡𝗔 « 𝗘𝗣𝗜 » 𝗦𝗬 𝗞𝗢𝗝𝗔𝗞𝗢𝗝𝗔 𝗛𝗢 𝗔𝗡’𝗡𝗬 𝗟𝗔𝗕𝗢𝗥𝗔𝗧𝗢𝗔𝗥𝗔 𝗔𝗩𝗬 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 « 𝗙𝗢𝗡𝗗𝗔𝗧𝗜𝗢𝗡 𝗠𝗘𝗥𝗜𝗘𝗨𝗫 »

𝗔𝗗𝗬 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗖𝗢𝗩𝗜𝗗-𝟭𝟵: 𝗙𝗔𝗡𝗢𝗟𝗢𝗥𝗔𝗡𝗔 « 𝗘𝗣𝗜 » 𝗦𝗬 𝗞𝗢𝗝𝗔𝗞𝗢𝗝𝗔 𝗛𝗢 𝗔𝗡’𝗡𝗬 𝗟𝗔𝗕𝗢𝗥𝗔𝗧𝗢𝗔𝗥𝗔 𝗔𝗩𝗬 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 « 𝗙𝗢𝗡𝗗𝗔𝗧𝗜𝗢𝗡 𝗠𝗘𝗥𝗜𝗘𝗨𝗫   𝗔𝗺𝗯𝗼𝗵𝗶𝗱𝗮𝗵𝘆, 𝟬𝟰 𝗳𝗲𝗯𝗿𝗼𝗮𝗿𝘆 𝟮𝟬𝟮𝟮 – Mpiantsehatra voalohany amin’ny ady amin’ny covid-19 ny mpiasan’ny Fahasalamana...